inn ny atao

21. pitchou ( 03/03/2004 13:44)
ampitahorinareo indray izy ko!
22. fijo ( 04/03/2004 10:10)
izahay manoro ka.
23. ikaretsaka ( 05/03/2004 11:05)
f'hita hoa
24. pitchou ( 05/03/2004 17:37)
ko lazainareo fa mety ho diso ny fandidiana ko!
25. six ( 05/03/2004 19:35)
aza matahotra kambony, minoa fotsiny hoz le tsamy iny
26. pitchou ( 06/03/2004 17:51)
laingany izany fa sarotra be zany fandidiana izany! aza miditra @ zany raha tsy mpandidy profesionely!
27. kitjo ( 06/03/2004 10:37)
hhha,inona no hodidina eo?sokirina @ hazo v?
ra azoko tsara moa znay d ze hialan le vzt tao no tanjon xxxxx(hamerenana regle)?
TTssss,sao d mba hanenenana zany?
Eny e,toroy hevitra izy ry fijo fa enao zany mahay azy,raha samy ho izay iany sao manao2 fona eo
28. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:49)
sokiro eo fa tsy misy hijnona intsony eo ao fa!
29. ikaretsaka ( 08/03/2004 18:47)
d'efa miteny aho zay
30. fijo ( 09/03/2004 10:32)
aleo dokotera no hanao azy e.izay ihany no tsara indrindra.
kitjo>izaho moa mahay azy ahoana indray?ianao an,bedy
31. ikaretsaka ( 17/03/2004 10:53)
o ry kitjo an.. aza mananihany kosa fa ny azy aza efa mafy ny adiny
32. bice ( 25/03/2004 18:24)
ra le fotoana nifamalivalina teto v tsy efa lasa zavatra b le zavatra kely tao
c`est oune course, c`est oune course
hi
33. fijo ( 26/03/2004 10:50)
tsy efa hafaka ve izay e
34. kitjo ( 26/03/2004 09:37)
tsy mananihany aho fa ny marina no lazaiko ko, sokirina aona aza,mivoka tao dol ze tsy hiovoka fa...

ramaso>> inona no hosokirina eo,zay tsy misikotra zany k
35. fijo ( 30/03/2004 09:11)
izay manelingelina ao ihany no mivoaka ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3446