tsy tantiko

1. lema ( 14/02/2004 13:44)
inona no tsy tantinao indrindra ra toa ny vadinao no :mamolava, mpiloka,tia vehivavy,sa izy mankany à mamany foana............sa inona no tena mampiady matetika ao @ couple ao
novalian'i fijo ny 13/04/2004 22:15
2. kally ( 15/02/2004 17:31)
Ny zavatra mahasosotra indrindra ary tena tsy zaka angamba dia ny lainga,ny rehetra azo leferina sy azo hoe ampiana izy hiarina tsikelikely hiala amin'izany fa ny lainga kosa no tena tsy lasa.rehefa ny vadiano no mandainga aminao inona intsony no azonao itokisana aminy?
3. tequila ( 15/02/2004 16:47)
raha amireo lazainao ireo ngamba dia ny loka no tsy tiako indrindra raha izah .
4. pitchou ( 15/02/2004 17:15)
tsy misy tantiko kosa ireo toetra mahasosotra ireo ka! fa ny tena mety hampiady dia ilay misinton-damba nefa ny andro ririnina!
5. ikaretsaka ( 15/02/2004 17:46)
de izy atao firakotra rehefa tsisy bodofotsy ko
6. donemaskit ( 16/02/2004 20:00)
mividiana bodofotsy tsi11 avy e
7. tambatra ( 16/02/2004 18:34)
Marina ny an i kally.
Raha ireo voalaza ireo no mbola miampy lainga dia vita izao dia izao ny fifampitokisana ary tsy hisy tokony hampiray saina intsony
na ny iray aminireo fotsiny aza.
8. peluche ( 16/02/2004 14:31)
ilay manadainga,izay miafara amin'ny fampirafesana matetika sa ahona hoy nareo?
9. nala ( 16/02/2004 15:39)
Ilay tia olon-kafa (na vehivavy na lehilahy) no tsy lasa indrindra satria izay no fototry ny fiarahana: Fitiavana vady iray dia tokony hahampy.
Zaho kosa aloha raha vao miodina indray mandeha dia veloma e.
10. nala ( 16/02/2004 15:47)
ilay fandaingana amin'izay manaraka ao anatin'io ho azy e.
11. donemaskit ( 16/02/2004 16:31)
ny lainga anie tsy maintsy misy foana e (@ voalohany indrindra²) , ohatra ny ao @ fianakaviana ihany io, tsy hoe mandainga @ RaD ny ankizy akory dia ho ariany tsy ho zanany intsony...
12. kally ( 16/02/2004 17:14)
Raha ny mpivady kosa no mifandainga ry Maskita tsy misy fika a!
13. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:25)
lkena io ry kaly
14. vegas ( 16/02/2004 18:44)
aza mampiome ry pitchou an!
15. fijo ( 17/02/2004 20:14)
tena mampiome marina i pitchou ka.fa raha izaho dia ilay fotsy varavarana no tsy tiako indindra.
16. ikaretsaka ( 17/02/2004 20:47)
marina dia marina io..
17. fijo ( 18/02/2004 20:53)
aiza ve ka tsy hita an trano mihintsy izany nefa mba hoe vady?an,an.
18. kally ( 18/02/2004 09:52)
Lasa nisintona bodofotsy any an-kafa angamba ny rafotsin'ny sasany no nahatonga azy ho fotsy varavarana.
19. lema ( 18/02/2004 10:48)
néna kou lé fotsifotsy io mba tsy voako mitsy
20. fijo ( 18/02/2004 16:51)
izay izany ny anay lehilahy no tena halanay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.186