tsy tantiko
62. ikaretsaka
(
22/03/2004 16:38)
alaivo sary an-tsaina... fa mialoan be rafotsy de mahazo lamba ihany ialahy ny hiafarany
67. pitchou
(
30/03/2004 12:25)
iza no mahita ko! rizareo any @iny kaontinanta iny manko atahorana daholo rehefa bibikely!
68. ikaretsaka
(
31/03/2004 20:08)
aiz any tany tsy misy an'ireny? atahoarana fotsiny fa tsy hoe tsy misy
70. angie
(
01/04/2004 09:44)
Ny ahy tantiko ny vadiko rehefa mahandro pates sy tsaramaso na voamaina (spécialité italien ) sady mahasalama hono, amiko mampirefotra. ahhahaha
72. ikaretsaka
(
06/04/2004 20:11)
oadray.. ny sipa milay ramaso genereuse foana an.. tsy milay izy mato kahihitra
75. pitchou
(
13/04/2004 02:59)
ka ramaso tsy hita ko zay nalehany ko! tsisy solomaso ve any aminao na maso lavitra e!
