tsy tantiko
42. pitchou
(
02/03/2004 16:56)
dia miala izany fijo lavitra an'io chauffage io sao ... lasa kitoza eo!
46. pitchou
(
03/03/2004 18:08)
tena mety izay ry done fa misaotra @ toro-hevitra! na avelako ho azy ny lamba d izaho maka ny sac de couchage!
47. ikaretsaka
(
03/03/2004 19:17)
asiana parasy anakiray ao anaty sac de couchage fa gaga rafotsy heo inona ny ataonao mipelipelika ao.. dia anontaniana dia hoa mangididy.. ela be vao azony
49. ikaretsaka
(
05/03/2004 11:06)
fa tena gaga rafotsy hoa.. mba kozy e..everiny fa misy olona hafa aza ao anaty sac de couchage ao
50. pitchou
(
05/03/2004 17:39)
ngah any aminareo mba misy parasy r'ikaretsaka? ara raha asiana parasy tokoa moa ao anatin'ny firakaretsakao d misy olona roa lahy sy vavy entinao ao arina d ahoana?
52. ikaretsaka
(
07/03/2004 17:52)
tonga dia manao Lo rider ko (ilay tomobil mihevotrevotra ana panao rap ireny)
53. pitchou
(
08/03/2004 18:17)
ko tsy hipopoka eny @ plafond ny loha? sady karetsaka lava be tsy mba misy marge akory?
56. fijo
(
09/03/2004 10:35)
parasy kely iny ve dia hanahirana fa aleo izy ihinana dia raisimpotsiny izy avy eo.
59. ikaretsaka
(
16/03/2004 13:45)
oo ialahy mody mipelipekika ao.. mody hayyy haaaay kaaaayy .. ao anaty sac de couchage ao.. dada ihany rafotsy
