tsy tantiko
22. fijo
(
19/02/2004 20:11)
tena mahakamo.raha miasa dia zavatra hafa izay,sao dia heverin'ny sasany hoe tsy tia vady miasa indray izahay.
24. pitchou
(
19/02/2004 16:59)
ka inona moa no tokony hahafotsy varavarana raha mody an-trano araka ny tokony ho izy i vady e! matoa izy mivoaka ankoatry ny asa dia ny fikarakarana ny ao an-trano! sady izany olona tsy mba mivoaka ny trano izany ange ho hita ve izay ho resahana aminy rehefa ao an-trano? asa!!!!!!!!!! fa tsy orino tsy mody an-trano raha tsy misasak'alina irony akory (na lahy na vavy!)
tafiditra ao anaty fotsy koa ange ny bodofotsiko e! ka marina ange fa nareo lehilahy rehefa matory izay dia mivadika dia lasanareo any daholo ny lamba firakotra!
tafiditra ao anaty fotsy koa ange ny bodofotsiko e! ka marina ange fa nareo lehilahy rehefa matory izay dia mivadika dia lasanareo any daholo ny lamba firakotra!
25. fijo
(
20/02/2004 20:16)
raha misy aleha anie any ivelany tsy adala izahay e,fa ilay mahita aleha isan'andro,maraintsy hariva no gravy.
pitchou mangalaha vady mahia dia tsy mahasintona firy.ih,ih,ih
pitchou mangalaha vady mahia dia tsy mahasintona firy.ih,ih,ih
26. pitchou
(
20/02/2004 10:57)
kay! ko raha ny tena no mivadika rehefa matory ka voatsindry ao dia ahoana?
28. pitchou
(
20/02/2004 16:46)
tsy aleo ve misara-pandriana mihitsy? sao misy mandaka lamba ko d rehefa avy teo ny an'ny tena indray no sintoniny? hahahahaha
31. ikaretsaka
(
23/02/2004 11:50)
lits superpose mihitsy vidiana de midina ny ao ambony rehefa manina e
35. fijo
(
26/02/2004 09:08)
lamba ve no hiadivana,fa dia aleo aloha misintaka,dia mijery izay tsy mila lamba
38. pitchou
(
01/03/2004 19:10)
fijo ko! zany tsy mila lamba zany ve tsy hanahirana? sa ny akanjo mandry no atao matevina be?
