Taiza sy Taiza

1. xxx ( 21/02/2004 12:30)
Hilazao vaovao fotsiny aho dia vita.
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 06:56
2. jhouhlambout ( 21/02/2004 17:33)
Mangatsiaka ny andro!
3. rniaina ( 22/02/2004 18:45)
Nisy nangalatra tamin'ny alina ny ombin-dry zareo tao atsimo
4. samoina ( 22/02/2004 16:29)
Eo am-pilalaovana kanetibe any Genève ry Ra-Jean ( tompondaka erantany t@ 99) @ izao fotoana izao
5. aladin ( 23/02/2004 16:50)
ary ny kanety kely ve tsy mba hisyfiadina ny tompon-daka mihitsy e!
6. samoina ( 23/02/2004 19:11)
Izany fanontanianao izany dia tsara hampahalalàna ny FFKKM ( Fivondronan'ny Fikambanan'ny Kanety kely Malagasy )
7. lanto ( 23/02/2004 13:40)
hihi mahaliana sady mampime be izy izany ! ka aôna tohizana sa havela ?
:))
8. kally ( 23/02/2004 16:56)
Tohizo ihany kanjo aloha ry Lanto fa mety mba hisy tena hanana vaovao ange any e!Ohatra hoe : nisy olona maty nianjera noho ny herin'ny rivotra teto Antananarivo t@ ireny rivo-doza teto ireny.
9. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:44)
aiza tokao no mividy ireny Nitro atao anaty Tomobil tunena ireny rehefa any dago e na ilay be na ilay kely teleguide? sa tsy maintsy manafatra?
10. fijo ( 27/02/2004 09:16)
vaovao farany.maty.
11. sara ( 27/02/2004 20:38)
iza ry Fijo?
12. fijo ( 28/02/2004 10:33)
ny fiarako.
iza tokoa no mahay manamboatra fiara fa maty ny fiarako tsy mety velona nefa ny batery tsy maty.
13. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:20)
soloy vaovao lety e...
14. six ( 03/03/2004 20:02)
tsara be doly le vaovao, izay za ny mba mihaino fotsiny,

d nanao ahoana ny tohin'ny ffkkm?
15. samoina ( 03/03/2004 09:08)
mbola tsy namaly antso ry zalahy fa variana ao @ FMF ( Faly Mifaninana @ Fanalambaràka )
16. rojoukel ( 05/03/2004 11:40)
Maty hono ny fiaran'i fijo nefa izy tsy nanao filazana manjo akory, sady sarotra ny mino maty raha tsy avy mandevin'e !
17. ikaretsaka ( 08/03/2004 18:07)
ka mbola hatsangan'ny FPMA (Fikambanan'ny Profesionel Mecaniciens any Andafy) sy ny STK (Solontenan'ny Teknisianina Kahihitra) amin'ny maty ny Tomobil' fijo ko
18. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:52)
Ary ny FBI (Fanoloana Batterie Indray)
19. nananie ( 11/03/2004 12:34)
Tena mampime be nareo :-)!
20. kitjo ( 12/03/2004 12:45)
ihhihihihihiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5894