Taiza sy Taiza

41. nananie ( 03/05/2004 15:17)
fa tena tsy ratsy wa le resaka sakafo an. Fa tsy azo idirana fotsiny refa @ 12H eo eo fa maneno ny kankana.hihihi!
42. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:51)
sady mihinankanina ianao no mamaky ilay izy dia mety tsara ka .. hi hihi
43. booboo ( 17/05/2004 16:23)
mafana beeeeeeeeeeeeeeee ny andro.
44. yonikafopl ( 17/05/2004 22:54)
tongava aty aminay fa izao aloha mbola tena ilay andro ahafahana mampiaraka iny mihintsy he he he, tsy misy hatsembohana dia afaka mikosokosona tsara hi hi hi.
45. booboo ( 23/05/2004 18:03)
46. kitjo ( 24/05/2004 11:15)
oadray
any Bira hono mangitsy be zao mifampikisikisina tsara,he he he
47. ikaretsaka ( 24/05/2004 15:48)
ka zaao tssa misy hita mihitsy ny ankizy any bira de any akaikikin'ny ST valentin sy paka any dia mivoaka manana manana zazakely aby... ( ho an'ireo zatra tany antsirabe dia marina io)
48. yonikafopl ( 24/05/2004 16:42)
ikaretsaka , miseho eo daholo izany ny natao tao anatin'ny hatsiaka hi hi hi
49. kitjo ( 25/05/2004 16:57)
hahahhahhahahhaha
fa za ve aloha tany foana e?hhhmmm

sa za rery ve no exception ry ikaretsaka? ny ahy ny tsy zakako t@ hatsiaka tany le nande bisikileta mianatra vao maraina knou, mamaivay mitsy ny sofina,ggrrrr
50. booboo ( 28/06/2004 11:49)
bonnes vacances dôl eeeee !
51. ikaretsaka ( 28/06/2004 22:34)
izay lasa nanao vokansy f aizay tsy mbol alasa dia eti ihany e
52. booboo ( 29/06/2004 07:43)
ka bonnes vacances ihany na izany ara e
53. booboo ( 30/06/2004 12:31)
bonnes @ raha hafa indray fa tsy bonnes vacances e. :)
54. kitjo ( 03/07/2004 06:17)
bonn vacance sur place?
55. fatsoraly ( 03/07/2004 06:31)
tranainy no misy fa tsy vaovao ry mpilalao sary mihetsika xxxxxx ah!
56. kitjo ( 03/07/2004 06:37)
d aza miteny fatsoraly zany fa vaovao no angatahiny
57. fatsoraly ( 03/07/2004 06:51)
tapenam-bava indray le bandy refa milaza ny heviny!

Médiocratie sa Démoncratie?
58. kitjo ( 03/07/2004 06:56)
k ny anao tranainy nefa vaovao no tadiaviny ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736