Taiza sy Taiza

21. samoina ( 13/03/2004 20:45)
Faly mampandre ny namana fa velona soa indray ny fiaran'i fijo rehefa nahazo tosiky ny CIA ( Comiques Iraisan' Andafy )
22. ikaretsaka ( 13/03/2004 14:20)
TBM koa ny fiaran'i fijo ka.. Timobil be Mpitia
23. kitjo ( 14/03/2004 17:01)
hahhaha,ary sao d izy mitsy aza?
24. sejianis ( 14/04/2004 14:35)
ity no vao2 tena izy nefa tsy hitanareo, feno 24 amiko hono ny namaly an'i XXXX
miiiiiiiiiiiiiiilayyyyyyyyyyyyyy annnnnnnnn!!!!!!!!!!!!!!!!!!
25. ikaretsaka ( 14/04/2004 23:34)
de 25 amiko zany ko
26. noemy ( 15/04/2004 16:54)
ty misy site jereo fa vao2et
www.apocalypse-mada .com
27. booboo ( 15/04/2004 17:35)
nisy namono ny neveu keliko vao 1 an ! oiiiiinnnnnnn !
28. xxx ( 16/04/2004 02:28)
fa anninona le.. tena vao niseho ilay apokalpsa de maty ny neveux'olona... fambara ratsy io
29. noemy ( 16/04/2004 06:43)
andray ry xxxxx aza miteniteny foana ianao fambaraa tsara io kambou o mamangy ny fahorina booboo an de mahereaz e!
30. nananie ( 19/04/2004 13:02)
Aôna kou ary zany ry Noemy?!
31. noemy ( 19/04/2004 14:17)
ka zany ko lazain ixxxxxxx fa vao niseho io de maty ny neveuxn dry booboo ka za koa ary mba gaga ko tsy zay ny fombantsika avy dia mamangy ny fahoriana haingana sa diso ndray za manko eto te diso foana de tsy hitako ntsony sa ahoana rybooboosy ry xxxxx a!zay e!
32. noemy ( 20/04/2004 12:11)
teneno zay tianao lazaina ry ramaso a! fa ny teniko diso zany hevitra zany hoe vao niteny apocalypse aho de nisy maty aiza kosa e! tsy zavadoza be satsy hiteny tsony aho raha tsy tianareo ny itenenako dia tsy maninona e! fade manao ny veloma mandrapanoratrao ndray e! fa tazatazaniko eo hiany jerijereko hiany de aleo aho le mpitazana zany?
33. nananie ( 20/04/2004 15:20)
In ary 'ty! Mijanona fa tsy misy mandrôka eo!
34. ikaretsaka ( 20/04/2004 21:31)
mahaliana tokoa aloha na izany aza e
35. ikaretsaka ( 20/04/2004 21:34)
mahaliana tokoa aloha na izany aza e
36. nananie ( 21/04/2004 10:56)
Za zany reto te hinana éclair au chocolat!
37. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:34)
afaka asiana lohahevitra momnban'ny sakafo tokoa ato? sa?
38. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:42)
dia samy milaza ny sakafony ve?
Sa resaka recettes?
39. booboo ( 22/04/2004 08:01)
tsy aleo ny recettes n'ilay kaliny ?
40. hendry ( 23/04/2004 16:29)
ohatra hoe varanga.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4435