Ankamatatra maoderina
1. ikaretsaka
(
19/02/2004 18:38)
Raha alatsaka ao amin'ny ranomasina mena ny satrokao nangamanga dia maninona?
(rahampitrso ny valiny)
(rahampitrso ny valiny)
novalian'i rurik ny 02/05/2005 10:10
10. samoina
(
21/02/2004 19:04)
tsy manao "plouf" izany satria maivana ilay satroka !
Raha tsy hoe casque vy an'ny miaramila angaha. Hi ! Hi !
Raha tsy hoe casque vy an'ny miaramila angaha. Hi ! Hi !
11. pitchou
(
21/02/2004 12:06)
hita hoa ry samoina! tsy manao "plouf" fa mitsingevana, na koa hoe "dia very izany ko!"
12. kitjo
(
21/02/2004 14:43)
d miofo le satroka avy mi ploufff,
d mahazo satroka vao2 enao aveo atao solony
d mahazo satroka vao2 enao aveo atao solony
16. aladin
(
23/02/2004 16:53)
ka le rano aloha mbola lokoina mena de avy eo hamasinin'i môpera izay vao atsipiko ao ny satroko.
17. ikaretsaka
(
24/02/2004 20:04)
ko ranomasina mena any anaty carte ry anona fa tsy misy hidiran'i mompera an
