Ankamatatra maoderina

21. aladin ( 01/03/2004 15:19)
raha alatsaka anaty rano fotsiny iny de lazain'ny olona fa mitapy enao
22. six ( 03/03/2004 13:04)
rano fotsiny ao anaty zinga ve?
23. psykatr ( 05/03/2004 10:36)
rano voasina
24. ikaretsaka ( 05/03/2004 14:16)
dia inona no mampitapy ny mandatsaka satroka ao anaty rano voahasina?
25. six ( 06/03/2004 19:28)
ka ny rano voasina nge atao amin'ny vilia kely e! nefa ny satroka ngeza beeeeeee!
26. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:22)
angaha voatery.. raha rano vohasina 1 koveta ohatra
27. jhouhlambout ( 07/03/2004 13:00)
dia kotsa be
28. ikaretsaka ( 08/03/2004 20:28)
lasa masina ko akoa
29. jhouhlambout ( 08/03/2004 17:58)
dé entina any am-piangonana
30. six ( 13/03/2004 09:14)
fa nga tsy le rano voasina efa ao ampengonana mou
31. jhouhlambout ( 13/03/2004 18:45)
ka izay no itondrana azy any é!
32. drtriniti ( 17/03/2004 12:49)
Mila fantarina aloha hoe fa maninona? Satroka inona satria ny satroka misy karazany isan-karazany. Dia avy eo fantatra ny suite-ny
33. kitjo ( 18/03/2004 14:39)
in le valiny e
34. rindranavalona ( 06/04/2004 06:33)
Fa rahoviana ilay rahampitso?
35. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:21)
efa vita kou
36. rurik ( 02/05/2005 10:10)
tsy efa eo @ireo lazain'ny olona ireo kosa ve ny valiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1152