Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
isrine
(
10/03/2004 13:26)
karemy
inona ry zareo no tena hevitry ny karemy raha toa ka tsy hanaraka be fahatany ny voalazan'ny baiboly?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 14/04/2004 04:48
ikaretsaka
(
09/03/2004 18:22)
Tantara tena marina
Nisy namako mivady izay aty sendra nandeha tomobil dia accidente ry zareo, ary rava tanteraka (defiguree) ny tarehan'ilay ramatoa nohon'ny ratra sy ny fahamaizananahazo azy. Tsy nisy fika afa tsy n...
tohiny
novalian'i nananie ny 29/03/2004 19:19
2689
(
09/03/2004 16:50)
Voasambotra ny depioten' Ikalamavony
Vaovao tamin' ny gazety androany 9 martsa : Nisy namono ny manamboninahitra lehibe iray tao amin' ny zandarimaria! Mpanao vola sandoka no tompo-marika tamin' izany ary voasambotra ny vitsivitsy tamin'...
tohiny
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 19:23
peluche
(
09/03/2004 13:13)
coucher le premier soir
rehefa avy mifanena ,dia te-hiaraka,dia avy eo te-hanao @ ankapobeany.Ahona ny hevitrareo @ io manao aoriana kely ny mifankalala?...
tohiny
novalian'i tequila ny 23/04/2004 19:00
xxx
(
09/03/2004 11:55)
Fahafinaretana ve le mikil eh
Izay no fanontaniana tao an-tsaiko, satria misy namana mikil dia nilaza hoe efa mangidihidy hono izy f'andeha hiverina hikil indray.
Tsy olona mahantra akory io an. Mahafinaritra azy hono ny mahita k...
tohiny
novalian'i rivorijasoa ny 20/07/2004 06:49
besorongola
(
08/03/2004 20:41)
AMPIO AHO! " DNS GASY"
Misy mahafantatra ve hoe ahoana no hividianana Nom de domaine gasy ?
Toa tsy misy mpivarotra(registrar ...) hitako ?
Misaotra...
tohiny
novalian'i bokona ny 07/04/2004 12:15
miranto
(
08/03/2004 16:04)
matory lava
hono ho aho ny fatoriana lava ve aretina ary raha vao mahita azo ametrahana loha de te hatory foana
tsy aiko ny antony fa mpahazo ahy lava izy io...
tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:09
isrine
(
08/03/2004 13:04)
mahalany rano 15-20 litatra isanandro
efa nisy naheno an'io ve nareo? fa aretina hono ilay izy. ...
tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:15
librepenseur
(
08/03/2004 12:02)
"Finoana" ny tsy hita maso ?
Ny hita maso sy voaporofo dia "ZAVA-MISY" no hiantsoana azy, na misy aza anefa dia tsy voatery ho voaporofo.
Ny tsy hita maso kosa dia "FINOANA" tsotra izao no hilazana azy, na nisy na tsy nisy, ar...
tohiny
novalian'i angie ny 02/04/2004 10:38
xxx
(
07/03/2004 12:58)
Fanatsarana tànana, tohin'ny Urbanisation
Sarotra ny fandidiana. Voalohany aloha dia ny fototra mihintsy no tsy tao. Raha miteny an'i NY na HongKong sy ny sisa isika, dia tena hafa ireny satria efa ela taonjato ny olona tao aminy no mampiasa ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/03/2004 13:14
xxx
(
07/03/2004 12:29)
fomba fiasan'ny malagasy @ malagasy
Nijery ilay soratr'i Eliana etsy ambany aho, no sady mijery ny iainako dia lasa saina mihintsy.
Ny gasy raha ampiasaina dia tena mahay tokoa, saingy raha tambatambazana dia mangery an-trano. Sady rah...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:52
xxx
(
06/03/2004 14:03)
diso
marina fa olombelona sahala @ rehetra ihany ny dokotera ka mety ho diso, saingy misahana aina ny asany. Efa in-2 aho no sendran'ny dokotera diso diagnostic ka ny 1 t@ ireo dia niafara t@ fandidiana sa...
tohiny
novalian'i pitchou ny 22/03/2004 18:48
xxx
(
05/03/2004 18:59)
Mba omeo ny anjarany ny tantsaha
Ho an'ireo mitonona ho mpiaro ny tontolo iainana.
Tsara sy miloko raha ny tatitra efa vita, tena mifanaraka tamin'ny vola lany. Saingy mbola mavo ary miha mavo ny ranon'i Ikopa.
Ny tantsaha tratry n...
tohiny
novalian'i tsilan ny 20/04/2004 15:44
nananie
(
05/03/2004 18:47)
Bandy malemilemy...
Ahoana no fahitan'areo an'ireny bandy malemilemy ireny e?Tsy mba mavitribitrika rehefa miharaka amin'ny sipany, fa malazolazo hafahafa ( na @ fomba firesaka, na @ pôzy).Ianao vehivavy indray no tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 21:30
xxx
(
05/03/2004 18:26)
Sur'eau
Asa leiretsy, fa dia tena dradraina fatratra mihintsy ny hoe antapitrisany litatra ny siro lany. Ny tena mba somary mampalahelo anefa dia ny olona an-drenivohitra izay misotro rano avy amin'ny JIRAMA ...
tohiny
novalian'i sejianis ny 13/04/2004 15:45
hendry
(
05/03/2004 17:03)
firenena mandroso tsy ampy fitiavana
Toa hita taratra eny @ fiainan´ny olona miaina ao anaty firenena mandroso ny tsy fahampiam-pitiavana.
Ny ao an-trano tsisy firaisam-po, ny manodidina toy ny tsy misy fa dia lasa sahala @ machine ny...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/03/2004 12:38
hendry
(
05/03/2004 17:01)
matin´ny haingo?
Niady izy sy ny cousine-ny fa nangalarin´ilay cousine-ny hono ny firavaka sy akanjony vitsivitsy raha sendra nandalo namangy tao aminy ilay cousine-ny.
Dia efa tena matin´ny haingo ve lasa manao mp...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:42
hendry
(
05/03/2004 16:57)
vohoka tsy fantatra
Vao tsy ela akory nandeha t@ fandaharana t@ télé fa teo @ hafa-8 volany vao nahalala ilay vhv fa bevohoka izy. Nandeha ara-dalàna ny fotoanany (règle) nandritr´izay valo volana zay ary nilaza izy...
tohiny
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:34
hendry
(
05/03/2004 16:54)
vhv tsiriritin´ny lhl
Ny ankamaroan´ny lhl dia mitsiriritra vhv kelikely ( antonony), lava volo, mahakarakara vatana, nahita fianarana...
Marina ve zany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:47
hendry
(
05/03/2004 16:51)
lhl tsiriritin´ny vhv
Mandainga kosa aloha zay milaza hoe:" ny ahy ny toetrany ihany fa tsy mijery tarehy amam-bika ..."
Ny zavatra tsapa manko @ ankapobeny na vhv gasy na vazaha dia mitsiriritra ny lhl lava vaventy toa a...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 22:28
