Fahafinaretana ve le mikil eh

1. xxx ( 09/03/2004 11:55)
Izay no fanontaniana tao an-tsaiko, satria misy namana mikil dia nilaza hoe efa mangidihidy hono izy f'andeha hiverina hikil indray.
Tsy olona mahantra akory io an. Mahafinaritra azy hono ny mahita karazan-javatra. Izay no tena mba hikiliavany.
2. ikaretsaka ( 09/03/2004 16:13)
fitiavana sy fitadiavana daholo daholo iznay ramose an.. izay ary o tiany sy tadiaviny!
3. fijo ( 09/03/2004 16:31)
misy aloha dia tena fitiavana an'io mihintsy e.
4. ikaretsaka ( 09/03/2004 17:31)
marina mihitsy izany
5. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:31)
Sady mandeha ihany koa ny curiosité.....
6. ikaretsaka ( 10/03/2004 09:20)
ka avy amin'ny curiosite no niatombohany ko.. ohatran'ny zavatra rehetra ihany io
7. fijo ( 10/03/2004 10:41)
ie,ny fafiny azo ny vola tonga e.
8. nananie ( 10/03/2004 12:30)
Fa ireny hono ange rehefa ela ny ela tsy mahazo fafiny tsony e!Efa donto angamba hi hi hi!
9. besoiiin ( 10/03/2004 19:57)
ny an'ireny sipa ireny zao efa misy kitro be mints koooo!
10. fijo ( 11/03/2004 10:03)
aza miteniteny foana kosa e.vao miha mahazo tsirony satria efa pro
11. ikaretsaka ( 11/03/2004 11:36)
zay kao no avis ko
12. nananie ( 11/03/2004 18:26)
Zany ve?Ny zavatra atao matetika ange mora mankaleo e!Dia mbola hisy tsirony foana ve?Asa aloha e! Izy ihany no mahafantatra izay tena izy.
13. fijo ( 12/03/2004 10:13)
izay no ohatra mora sy marina indrindra.ny sipa mbola tsy zatra dia srotra aminy ny mandefa ny azy,fa ny efa zatra vao mitsaokalentika kely ny lahy dia efa izay eny.
14. mamps ( 12/03/2004 18:52)
15. jhouhlambout ( 12/03/2004 19:23)
dé inona ary ny mba anjara toeran'ilay tsy mbola zatra?
16. kitjo ( 13/03/2004 10:19)
fanontaniana ko zay
17. ikaretsaka ( 13/03/2004 12:22)
ataoko hoe atao aloha izay mahazatra azy?
18. kitjo ( 14/03/2004 16:47)
hay moa?
19. bice ( 15/03/2004 12:07)
fijo> otran`ny ahona le mitsaokalentika

ramaso> tany am-pianarana v zany sa taiza?
20. bice ( 16/03/2004 19:49)
ramaso> napetraka teo ambony pot de nahankina tamin`ny rindrina de natory teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626