Fahafinaretana ve le mikil eh

21. ikaretsaka ( 17/03/2004 10:58)
tsy misy mahay ankimbondreniny afa tsy ny zanakomby milomano e
22. six ( 17/03/2004 17:56)
ka sady ny vola miditra ny fahafinaretana azo ka!!!!!!
23. kitjo ( 17/03/2004 11:08)
kay le
24. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:52)
Dé iza no nampianatra an' i Adama sy Eva?
25. fijo ( 18/03/2004 10:19)
fa angaha ry zareo no olona voalohany?
26. kitjo ( 18/03/2004 13:40)
ramaso> za nge manaiky an ikaretsaka e, fa six no mahavaka ahy
27. kitjo ( 18/03/2004 13:41)
fijo> mahaliana le fanontaniana fa omeo valiny oeee
28. bice ( 18/03/2004 18:58)
29. fijo ( 19/03/2004 09:24)
hay,noheveriko fa niaraka tany ianareo ko.
30. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:01)
hihihi izay no tsy hitako
31. fijo ( 26/03/2004 11:21)
ka ahoana ary no hilazana izay tany raha tsy tany
32. ikaretsaka ( 26/03/2004 14:03)
honohono
33. fijo ( 26/03/2004 16:30)
feno ronono
34. kitjo ( 26/03/2004 20:04)
tsy hisy hamaly mitsy fijo ra miandry valiny satria ny olona niaina t@zany tsy misy eo tsn
35. nananie ( 26/03/2004 12:00)
N'inona no feno ronono?
36. kitjo ( 26/03/2004 16:33)
ny fitaovan TIKO,ihihih
le honohono nananie an, d mampiseho talenta i fijo fa te ho mpiangaly tononkalo d mampiady rima
37. nananie ( 29/03/2004 15:00)
Kitjo/ Ra mba zany fotsiny moa an'in. hihihi

Ary in zany atelom-nao zany ry Ramso?
38. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:18)
ahoan amihitsy hoa Ramaso sy i nananie ireto e
39. nananie ( 30/03/2004 19:19)
Zay koa itsy fa lasa. Ntssss! Nareo reto wa an!
40. ikaretsaka ( 30/03/2004 16:34)
amboary tsara amboary tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1618