Fahafinaretana ve le mikil eh

41. kitjo ( 31/03/2004 11:23)
ngah nananie manao zipety?hihihii
nanao recrutement ny CIA
42. nananie ( 31/03/2004 15:41)
Tsy arako!
43. fijo ( 01/04/2004 23:16)
anontanio an dramaso fa izy manana maso maharaka ny rehetra
44. ikaretsaka ( 03/04/2004 17:49)
ramaso an
45. delvechio ( 08/04/2004 22:29)
iza ara no mikil ato amn ty tanana ty e? misy miseo mahalala zavatra be manko ny sasany momba an le resaka!
46. manantsoa ( 12/04/2004 15:57)
Tsy mazava ilay hoe vhv mikil ?
Raha ny zava-misy amin' izao fotoana izao indray mantsy dia ny vhv no manefa . Izany hoe manome valiny avy hatrany ilay sujet . Fafiny no tadiaviny fa tsy vola , ary ampiasainy daholo ny moyen eo am- pelatanany ahitany io fafiny io .
Sarotra be izany sady ahazo vola no ahazo fafiny miaraka izany .
47. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:42)
pozzible izany
48. fijo ( 13/04/2004 23:38)
ka izay no hikiliavany ko.ny fafiny hazo ny vola miditra
49. fijo ( 14/04/2004 19:54)
izay indrindra,iza ary no hanome tsiny azy.
50. rivorijasoa ( 20/07/2004 06:49)
ramaso> tena gaigy be izany sesika ambony ambany izany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5006