Bandy expérimenté.
1. nananie
(
10/03/2004 16:56)
Inona no mba tianareo vehivavy, lehilahy tsy mbola nanao sipa, sa lehilahy efa manana expérience?
Misy sipa zay hono woa tsy nety niharaka tamin'nle bandy izy satria mbola tsy nanao hono lery. ???
Misy sipa zay hono woa tsy nety niharaka tamin'nle bandy izy satria mbola tsy nanao hono lery. ???
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:55
2. ikaretsaka
(
10/03/2004 17:05)
ary raha bandy indray dia inona ny tiany .. sipa experimente sa tsy manana experience?
3. jhouhlambout
(
11/03/2004 09:08)
Zé reviny ihany io é!
Ny experience moa dia manome avantage @ situation sasany, fa ny Tsy fananana izany mety atout ihany koa.
C'est mon/(votre) choix!
Ny experience moa dia manome avantage @ situation sasany, fa ny Tsy fananana izany mety atout ihany koa.
C'est mon/(votre) choix!
6. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:17)
raha haka experience sy hianatra an.. mila maitre sy entraineur... fa rehefa match de ze mitovy ligue ihany
9. fijo
(
12/03/2004 09:34)
hevitra toanako koa io .fa matetika ny lehilahy eo amin'ny 40 ans eo no manana exp tsara ary ny vavy manomboka eo amin'ny 30ans eo.
10. ccool
(
12/03/2004 19:56)
ny experience zany tsy hilaina e.....rehefa mano zavatrabfotsiny d atao @fo sy atao tsara fotsiny d milay foanan io,hampianan inpiration d derniere minute fa aoka fotsiny...tsy mbola nisy ohatrany zany ngamba,,,ssssssssssss.......hande hananina kely alou fa grave b zany resaka zany.kle.....manina azy sahasy ndray aho zany....zay fa bonne baise dol e
11. jhouhlambout
(
12/03/2004 20:01)
fa na izany aza dia tsy nisy olona teraka dia tonga dé expérimenté!
fa mandalo @ fianarana foana é!
fa mandalo @ fianarana foana é!
14. ikaretsaka
(
13/03/2004 12:47)
tsss izay tsara traikefa ka...misy mbola tanora dia efa maitre satria hainy ilay taranja sy ela nanaovana ilay taranj aizy.. misy efa antitra ,bola ceinture blanche.. ohatran'ny sport rehetra io
16. mozart
(
14/03/2004 16:53)
/fleur/ za efa manana experience fa mbola andefasako hafatra manokana ianao!
