Bandy expérimenté.
27. fijo
(
19/03/2004 20:19)
raha ny vavy no mahay an'io noho ilay lahy dia ratsy satria ny sipa tsy te hampianatra ilay lahy,fa ny hitady ny fafiny ho azy no mahamaika azy.
28. ralipo
(
19/03/2004 09:02)
Tsy mila hianarana io ry zareo a raha tsy izany efa tany ampianarana koa ny akoho sy ny ampondra ny tena marina aza tia andrakandrana raha tsy @ ze vadinao ihany fa ny morp sy ny antibio ange lafo e!
29. ikaretsaka
(
19/03/2004 09:41)
ny akoho mahay mampianatra ny tsy mahay ka.. tsy voatery tany ampianarana anie no nianatra vao nahay e.. tsy tany ampianarana akory ialahy no nianatra nifoka rongony sy sigara ohatra
31. ikaretsaka
(
21/03/2004 17:56)
laisany angaha tsy mbola najita ilay reniakoho mampianatra ny zanany miala papango sy mihady kankana ireny?
32. fijo
(
24/03/2004 10:04)
ny akoho misotro rano,na be nakely io,andeha ange tazano,dinio sy jereo.
33. ralipo
(
24/03/2004 11:09)
Akoho=bandy mbola tsy mahatana frein 0 à 100km en 5sec.
Ampondra=zafin'ampondra... le ex be reny e! genre africaners
Ampondra=zafin'ampondra... le ex be reny e! genre africaners
34. hendry
(
24/03/2004 16:35)
ny mitovy expérience ihany no tsara hoa, tsisy mampianatra sy ampianarina fa mifampianatra.
35. hendry
(
24/03/2004 16:36)
@ zay samy mitondra na mampidera ny expérience ananany ary samy mianatra zava-baovao @ hafa na miara manao découverte.
36. ikaretsaka
(
25/03/2004 09:40)
ka izay ilay hoe ny meme ligue no manao baolina rehefa raikitra ny vbaolina.. fa rehefa mianatra baolina dia ny entraineur sy ny filalaon'ny joueur matianina no hianarana satria ireny no maitres
40. mandamina
(
31/03/2004 12:18)
ny zavatra rehetra ianarana daholo, ny tsara indrindra dia aleo samy tsy mbola misy expert, fa refa mivady manao milay tsara, misy kokoa ny fifampitokisana @zay, raha ny 1 fotsiny mantsy no efa expert dia tsy mainrtsy lasa saina ihany ny ankilany hoe ty zany tô efa grave be...
