Fanatsarana tànana, tohin'ny Urbanisation

1. xxx ( 07/03/2004 12:58)
Sarotra ny fandidiana. Voalohany aloha dia ny fototra mihintsy no tsy tao. Raha miteny an'i NY na HongKong sy ny sisa isika, dia tena hafa ireny satria efa ela taonjato ny olona tao aminy no mampiasa fiara, na tarihina tanana io na entin'ny soavaly. Efa ela izany izy ireo no nihevitra fa ny làlana dia tokony halalaka. Ny antsika anefa niala tamin'ny dia an-tongotra izay tsy mila afa tsy lalan-kely tonga dia nankany amin'ny fiara-kodia. Na ny vazaha nanao ny plan teto Antananarivo taloha aza dia tena fanina mihintsy, satria na ny sarety aza tamin'izany tena mbola tsy nisy firy akory. Ny rafitra fototra nisy izany tsy namela ny mpanavao ny tànana hatrizay tena hivelatra be.
Na izany na tsy izany, dia tokony amin'ireo fivondronana manodidina ny tanan-dehibe izay miroborobo ny fanorenan-trano ankehitriny dia tokony hisy planina mazava tsara amin'izay mba isorohana ny toy ny eo Antananarivo. Nefa ny mety ho olana dia ny fifehezana ireto mpanam-bola ireto ny amin'ny fikitikitihina ny taniny.
Asa aloha izay hevitrareo eh
2. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:24)
ka raha nanaraka ilay fiovana avy any @ ny mandeha tongotra ka niova tsikelikely nankany amin'ny fiara angamba dia mety hafa ihany.. sa?
3. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:24)
ka raha nanaraka ilay fiovana avy any @ ny mandeha tongotra ka niova tsikelikely nankany amin'ny fiara angamba dia mety hafa ihany.. sa?
4. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:25)
ka raha nanaraka ilay fiovana avy any @ ny mandeha tongotra ka niova tsikelikely nankany amin'ny fiara angamba dia mety hafa ihany.. sa?
5. kroodlood ( 10/03/2004 16:06)
Mba exemplaire iray ihany ry ikaretsaka alefa fa aza de manao ny toy izao ahhhhhhh!!!
6. ikaretsaka ( 10/03/2004 16:42)
mba hevitra io ka.. fa isika ange ny fiovana nandeha tongotra nankany @ 4x4 natao rapide be nefa ny elakelatrano niova arabe tara kokoa noho ilay voalohany e
7. fijo ( 12/03/2004 11:04)
marina izay.misy zavatra tokony hampifanarahana any fa tsy hoe izao ny aty dia lasa koa.oh izay tena nanimba zavatra be ny FIBATA sy FI MA.tsy nifanaraka tamin'ny lalana nisy dia sady simba ny fiara no maty ny lalana
8. xxx ( 12/03/2004 13:56)
tokony atao any TMM ho'a ny renivohitra, fa antananarivo efa ts'izy intsony. Sady saro-tenenina ny olona. No tsy misy marimaritra fa izay manambola de manaotrano @ ze tiana na ny sisin'ny arabe aza ny fototra.
Sady efa be ny olona no manamantsina tanana fotsiny
9. kally ( 12/03/2004 14:49)
TMM angaha hono mora tenenina ?
10. donemaskit ( 13/03/2004 18:54)
inona ty TMM ?
11. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:14)
asany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199