Complexe
1. nananie
(
11/03/2004 12:18)
Nareo lehilahy ve "compléxé" raha ny sipanareo manana noho nareo?
répondu par nananie le 29/04/2004 10:43
4. peluche
(
11/03/2004 14:06)
raha sipa anie tsy de mbola koi,fa refa mivady vao tonga ny manodidina,ianao tsy maintsy miaina ao anatin'ny société..na defa somary nivotra kely ary mbola eo ihany ilay hoe lehilahy natao hampidim-bola ao antrano-ravehivavy afaka miasa fa kely kokoa noho ny an'i lery ,
9. samoina
(
12/03/2004 19:32)
Tsy laviko izy raha mizara saingy tsy hanararaotra hangotry azy kosa aho fa ny ahy aloha no aroso raha mbola tsy lany. Avy eo tsy aha-compléxé ahy rasipa raha mba mampiasa ny azy ho anay. Fifankatiavana e !
11. nananie
(
12/03/2004 10:47)
Nefa nisy bandy nisaraka tamin'ny sipany izy satria hoe mpanana hono le sipa.Ny bôfin'lery koa no tena nanosika azy hiala.
12. nananie
(
12/03/2004 14:28)
Le sipa anefa tsotra , tsy mba le be caprice ireny fa mora mahay mionona.
14. lema
(
12/03/2004 15:33)
fa ny fianan'ny couple oua aza avela idiran'ny ray aman-dreny zany.za alou tsy manaikyan'izany mitsy e!néna alou zao no teneniko azy hoe zah daholo no izaka ny vokany za aza manahy
15. ccool
(
13/03/2004 18:34)
ny vola samy manana fa ny iasny no tsy mitovy e....
fa tsy ny vola akory no hahasakana ny fitiavana fa raha tena samy mifankatia tsy misy olana fa raha misy hidiran'ny vola d tsy haharitra io fa miheritrereta e.....
fa tsy ny vola akory no hahasakana ny fitiavana fa raha tena samy mifankatia tsy misy olana fa raha misy hidiran'ny vola d tsy haharitra io fa miheritrereta e.....
16. ikaretsaka
(
16/03/2004 14:12)
ary ahoana ilay rehefa maka vady dia ilay heo io an hitano ny fiadanan'io sy ny fijalianao teto an-tokatranonay..
17. fijo
(
17/03/2004 10:09)
eny e,ny RAR kosa anie mba mitsinjo ny hoavin janany koa e,fa tsy midika inona izany.mba hanatra fotsiny iny.
20. fijo
(
19/03/2004 20:55)
ataoko kisoa foana ny laoka,dia asaiko foana i lery hisakafo ao an trano.
