Complexe

21. ralipo ( 19/03/2004 10:02)
Mi-dépendre @ intention io, raha resaka matotra aloha ny fifandraisan'ny lahy sy vavy dia tsy misy olana, sinon maharary fo @ zany fa joba tsy maintsy manindry ary le bandy hampiasa ny hambo-pony de zay ny fin.
22. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:02)
ary ahoana indray ilay bandy miseho ho mpanakarena be amin'ilay joba mba hahazoany azy.. (malaza io any dago an)
23. nananie ( 19/03/2004 10:48)
Ary marina ve fa ny sipa avy any Antsirabe no tena mora vôjono @ zany?
Miala tsiny @ zay avy any alou fa zany hono !
24. kitjo ( 19/03/2004 18:19)
kay le
za aloha avy any fa tsy nisy nahavoajono amzany e,
Ny ao Tana no efa zatra mirendrarendra aza matetika fa nyany Antsirabe ange simple be ny fiainana tsy d mivakl mznay e,
25. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:11)
oka kos aizy e
26. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:24)
za kao mpitsoka dia haninona?
27. pitchou ( 22/03/2004 18:09)
ko tsy aleo ve ovy no tsofina toy izay zavatra hafa e!
28. donemaskit ( 22/03/2004 18:12)
sifflet ve ?
29. ikaretsaka ( 22/03/2004 19:01)
ze mety tsofina rehetra kos amety e
30. ralipo ( 24/03/2004 20:22)
Misy an'io daholo rehefa tanan-dehibe e! fa ny % no tsy mitovy, oh Bira zao kely de ohatry ny de hoe par rapport @ Tana, tsy misy atao maha litika zany ry kitjo a. Fa na ho any Bosnie aza ianao de misy foana ny complexe matériel.
31. ikaretsaka ( 24/03/2004 14:03)
ny sipako mety manana noho izoa fa tsy mbola nampitoviana aloha fa za tsy complexe e
32. fijo ( 26/03/2004 20:44)
eny wa,sady hafa ny resaka fa tsy fananana e.izaho izao tsy mba manana nefa tsy menatra misavily mpanana ka.
33. fijo ( 26/03/2004 20:46)
poriporitr ovin'antsirabe io ka samy mitsoka izay voaporiporiny.ih,ih,ih
milay e
34. ikaretsaka ( 26/03/2004 13:43)
hahahaha hay hain'ialahy koa io fiteny io
35. xxx ( 26/03/2004 13:22)
Any Antsirabe zany fa tsy aty.
36. kitjo ( 26/03/2004 17:59)
refa tsy mila xxxx d labozia tsofina fa ny anay ovy
misy mitady hangarona ny vilia misy ovinay ndray ao,hiihhihihiih

ralipo> inona ny hahalitika amizany fa samy miresaka nge eto e, harary fo amzany eo ra eto no ho litika,

ramaso>tsy nitsoka d'orizin za fa lehibe tany fona,fa aleoko aloha atao oe avy any e
37. ikaretsaka ( 27/03/2004 12:34)
marci ramaso fa aza masiaka na izany aza
38. kitjo ( 27/03/2004 16:00)
hihihihi, reny le zatra ankisarotsarona nefa te hanao
39. nananie ( 29/03/2004 18:47)
hahahahaha!
Io XXXXXX io wa tena tsss! Asa in no nanaikitr'an'io tany ! Avy eo ndray ny ol no lazainy fa tsy normal! Tssss! Mangina fotsiny rehefa tsy te hilalao @nay.
40. ikaretsaka ( 29/03/2004 18:09)
izay XXx manompa namana dia avoako ho hitan'ny namanna rehetra hoe iza io X io an.. tsy tiako ny manao fikana silamo hoe mamely miafina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9526