Complexe

41. fijo ( 30/03/2004 10:48)
tena silamo marina ko.ao anaty lamba be ao izy,dia izy mahita anao fa ianao lamba miraviravy be iny no hitanao.
42. nananie ( 30/03/2004 19:50)
Ntss, mbay tany fa manelingelina fotsiny ry xxx a!
43. fijo ( 30/03/2004 22:45)
ireny XXX ireny ilay hoatry ny lalimanga.manelingelina tsy hanao inona.
44. kitjo ( 01/04/2004 16:25)
hihihihihi,
maramara kiranina(crane)
45. donemaskit ( 04/04/2004 18:15)
complexé izy
46. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:12)
avoakako ve hoe iza io sa tsy?
47. hendry ( 05/04/2004 13:25)
Io lazain´i ralipo io no hitako ho marina: ny joba tsy maintsy manindry ary le bandy hampiasa
ny hambo-pony. Ny tsara dia ny mitovitovy ihany. Na tsy complexé aza tsinona ilay bandy dia matetika misy olana foana io tsy fitoviana ara-pananana io indrindra rehefa misy ny ady.
48. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:23)
marina tokoa io
49. fijo ( 05/04/2004 23:21)
ny aren Dray amndreny anie tsy azy e.ka tsy hitako izay tokony aha complexe ilay bandy
50. fijo ( 06/04/2004 23:10)
tokantrano samy hafa io amiko.
51. ikaretsaka ( 07/04/2004 02:17)
raha tratran'ilay taimbava hoe ny zanakay teto antokatranonay tsy nijaly nn sns..
52. nananie ( 19/04/2004 11:49)
loza angambany!
53. fijo ( 19/04/2004 21:51)
ka tany hafa ny fiananay hafa.izy efa nihary 20 taona ve hitovy amin'izay vao manomboka tokan trano?
54. nananie ( 29/04/2004 10:43)
ouuuuh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2727