AMPIO AHO! " DNS GASY"
1. besorongola
(
08/03/2004 20:41)
Misy mahafantatra ve hoe ahoana no hividianana Nom de domaine gasy ?
Toa tsy misy mpivarotra(registrar ...) hitako ?
Misaotra
Toa tsy misy mpivarotra(registrar ...) hitako ?
Misaotra
novalian'i bokona ny 07/04/2004 12:15
2. hery
(
08/03/2004 15:23)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 09/03/2004 03:23
3. 2689
(
23/03/2004 13:22)
I Lala no miandraikitra ny .mg taloha. Efa tsy aty amiko intsony ny laharam-pindainy.
(hihihi, iza koa no mahafantatra an'izany )
Rehefa mahazo ingahy dia mba lazao ahy ny nakàna azy sy ny hofany.
(hihihi, iza koa no mahafantatra an'izany )
Rehefa mahazo ingahy dia mba lazao ahy ny nakàna azy sy ny hofany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/2689 ny 24/03/2004 01:22
4. ngama
(
26/03/2004 13:34)
jereo www.nic.mg fa ao mety misy renseignement sinon, ny ISP local rehetra mivarotra daholo (DTS, Blueline, Simicro, ...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngama ny 27/03/2004 01:34