AMPIO AHO! " DNS GASY"

1. besorongola ( 08/03/2004 20:41)
Misy mahafantatra ve hoe ahoana no hividianana Nom de domaine gasy ?
Toa tsy misy mpivarotra(registrar ...) hitako ?
Misaotra
novalian'i bokona ny 07/04/2004 12:15
2. hery ( 08/03/2004 15:23)
Salut,

Anontanio hoe ny blueline.mg
Jereo ny site-ny fa ôtran'ny misy an'izay.

3. 2689 ( 23/03/2004 13:22)
I Lala no miandraikitra ny .mg taloha. Efa tsy aty amiko intsony ny laharam-pindainy.
(hihihi, iza koa no mahafantatra an'izany )

Rehefa mahazo ingahy dia mba lazao ahy ny nakàna azy sy ny hofany.
4. ngama ( 26/03/2004 13:34)
jereo www.nic.mg fa ao mety misy renseignement sinon, ny ISP local rehetra mivarotra daholo (DTS, Blueline, Simicro, ...
5. bokona ( 07/04/2004 12:15)
Mandehana any @ ibonia antaninarenina fa manao io ry zareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1125