vhv tsiriritin´ny lhl

1. hendry ( 05/03/2004 16:54)
Ny ankamaroan´ny lhl dia mitsiriritra vhv kelikely ( antonony), lava volo, mahakarakara vatana, nahita fianarana...
Marina ve zany?
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:47
2. donemaskit ( 06/03/2004 10:28)
sipa tsy mahakarakara tena sy tsy manana culture kosa ve atao inona kosa ?!
3. six ( 06/03/2004 18:53)
marina amiko zato isan-jato izany!
4. hendry ( 06/03/2004 19:49)
Tsy mirona loatra @ "idéalisme" ve zany nareo lhl sa ambition fotsiny no mahatonga zany?
Zaho tsy miteny hoe ny vhv kely sy lava volo sy mahakaraka vatana sy nahita fianarana sy ny sisa no idealy, tsy zay no tiako ambara fa hoe miezaka mitady zay mety hatrany zany ny lhl. Ny fanontaina mipetraka dia hoe: mba mijery ny tenany ary ve reo maniry an´zany? mifanaraka tsara aminy sy ny momba azy koa ve ireo critèrs tadiaviny ireo. Raha mitady ny tsara tsinona tokony mba ho mifanahatsahana @ zay koa zany ny tena, sa ahoana?
5. nananie ( 06/03/2004 10:14)
Marina ny an'i Hendry.Raha manana idéal ny lehilahy, tokony mba mijery ny tenany ihany koa izy.Matetika anefa tsy zany no mitranga.Raha sady tsy endrika tsy bika, no ratsy toetra sy fitondran-tena ve le lehl dia hisy sipa hanantona?Raha tsy hoe sipa mitady raharaha.
6. kitjo ( 06/03/2004 10:57)
Faniriana kosa ngamba aloha znay e,oe zay no mba tadiavinao fa refa sendra le tinao enao mety tsy ho izay akory nefa tsy misy olana.

marina koa le tenin Hendry, fa tokony reciprok aloha ny zvt rht e, fa toetra ny tiako lazaina amin 'io an sy le fitiavana..

Fa ra endirka aloha, matetika oh vitsy ny oe lhl bogosy be d sipa manja b koa.

D zay zany tsy maintsy hanalava volo ve fa sao tsisy mpaka? nntttsssss,za zao manana koa,sady mmhhhh
7. donemaskit ( 06/03/2004 11:51)
ok Kitjo a !

samy mbô misimisy jerena daholo e, sady samy mbô manana sombina fahalalàna koa !
8. six ( 06/03/2004 12:57)
eny e, tsy mmisy manaratsy ny vhv alouha e, fa..... rah amba azo atao ihany ny mahita le tena mety amin'ny tena d izaay ka!
9. pitchou ( 06/03/2004 14:23)
ie! io dia samy manana ny tiany! ary tsy voatery ho mifanojo @ izay tiany nefa satria tsy voafetra ny critères itiavana olona iray. matetika koa manko dia izay mifameno sa mifanohitra @ tena no manintona, ohatra ny lhl botabota tia vhv kelikely, ny lhl marotsaka mitady hameno ny banga @ vhv botabota, ny lava miaraka @ fohy ...
10. donemaskit ( 06/03/2004 15:49)
ny tanora miaraka @ antitra !!!!
11. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:40)
izy daholo izany
12. kally ( 07/03/2004 20:17)
Ny karetsaka miaraka amin'ny varavarana.Na kely sy ngeza aza mifameno tsara.
13. kally ( 07/03/2004 20:19)
Ny karetsaka miaraka amin'ny varavarana.Na kely sy ngeza aza mifameno tsara.
14. jhouhlambout ( 07/03/2004 12:48)
Soa mihidy @ zany ny trano!
15. ikaretsaka ( 08/03/2004 12:00)
marina mihitsy ny an-dry kally fa tsy manao fitia varavaranba aho na izany aza hoe sady tiana no manakapokapoka.. fa hidiko tsar aaloha de tsy mihodina e
16. ikaretsaka ( 08/03/2004 12:00)
marina mihitsy ny an-dry kally fa tsy manao fitia varavaranba aho na izany aza hoe sady tiana no manakapokapoka.. fa hidiko tsar aaloha de tsy mihodina e
17. ikaretsaka ( 08/03/2004 12:01)
marina mihitsy ny an-dry kally fa tsy manao fitia varavaranba aho na izany aza hoe sady tiana no manakapokapoka.. fa hidiko tsar aaloha de tsy mihodina e
18. neeck ( 08/03/2004 20:33)
raha mandinika tsara ianareo dia betsaka ny vhv lany zara sy misaram-panambadiana, ny antiny, toa fatrampifidy lhl loatra izy ireny eo amin'ny androan-tokom-piainany
Ho ahy manokana aloa, ny fitiava tsy hijerene olona tsara sy ratry, saingy mba mahay mifidy tsara na izany aza, satria, tsy misy dikany mihintsy izany hoe manana sipa na vady tena lafatra izant nefa dé iraisam-bilia amin'ny hafa ( na lhl io na vhv ).
19. pitchou ( 08/03/2004 18:21)
d ahoana ihany zany? mifidy sy mifantina y tsara lazaina fa ho lany zara (hay tokoa moa izy io otran'ny gateau zaraina!), nefa lazain'i neeck fa tokony hifidy tsara!
20. jhouhlambout ( 08/03/2004 18:31)
dé mifidy zany é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1736