vhv tsiriritin´ny lhl
21. donemaskit
(
08/03/2004 19:06)
tsy hay intsony e...
Raha hoe sipasipa na cousin-cousine dia mety, fa olon-tiana nga moa isafidianana zany e ?
Raha hoe sipasipa na cousin-cousine dia mety, fa olon-tiana nga moa isafidianana zany e ?
26. lema
(
10/03/2004 10:06)
ny olona rehetra anie samy mitsiriritra ny tena tsara daholo e!fa io ohatran'ny entana eny @ mpivarotra ihany ny tsara lafolafo ka mila vola zany éla ra mila ny tsara
27. kitjo
(
10/03/2004 12:17)
aona zany varavarana manakapokapoka zany?
d isaky ny mhita occasion ve ry ikaretsaka d miova fona?
d isaky ny mhita occasion ve ry ikaretsaka d miova fona?
30. ikaretsaka
(
11/03/2004 10:12)
impiry moa ianao ry nananie no ohatra hoe mandeha centre commerciale a hividy kiraro ohatra.. dia ilay kiraro hitanao tany anaty boky no tadiavinao.. tonga eny an-tsena nefa nahita solde na tsara tampoka.. iny solde iny no novidiana.. sa tsy izany?
31. ikaretsaka
(
11/03/2004 10:17)
tsy hoe hitasky ny mahita occasion ry kitjo dia tsy manakapokapoka izany fa za aza manidy mba tsy hivoahanao.. ze tratrako dia hidiako.. zay ny maha karetsaka ahy
32. nananie
(
11/03/2004 10:26)
Marina ny anao ry Karetsaka, fa betsaka ny sipa be pricipe tsy mety miova hevitra na dia mahita tsara tsara aza.
33. hendry
(
11/03/2004 18:22)
Marina daholo ny hevitrareo nefa zay ny zava-misy @ ankapobeny, ny lhl mitady vhv manifinify, ny vhv mitady lhl mba misimisy halavana.
Sady ny fitiavana anie matetika miainga @ physique aloha (fijerena ny bika aman´endrika) zay vao tafiditra any @ resaka sentiment e!
Sady ny fitiavana anie matetika miainga @ physique aloha (fijerena ny bika aman´endrika) zay vao tafiditra any @ resaka sentiment e!
34. fijo
(
12/03/2004 09:06)
za kosa angamba ry hendry raha naharaka ianao dia tsy mbola nitia vhv manify izany an.jereo "sipa mahia sa sipa matavy"
35. kitjo
(
12/03/2004 12:37)
ny an hendry kosa ttsssss,tsisy anzany ra tsy oe le sipa sakanana eny an-dalana vao mahita tobil d mitodika reny ,
fa misy ange mpinamana tsy mifankalala akory oe aona marina ny pozin ty, na oe tsy le olona tadiaviny poziny fa refa nifankazatra toetra eny d raikitra,tsy le halava mitsy zany kory
fa misy ange mpinamana tsy mifankalala akory oe aona marina ny pozin ty, na oe tsy le olona tadiaviny poziny fa refa nifankazatra toetra eny d raikitra,tsy le halava mitsy zany kory
36. hendry
(
12/03/2004 12:05)
aza be resaka ry kitjo fa zany matetika ny zava-misy a. Tsy midika zany hoe tsy mitombina ny lazainao, zava-misy koa zany saingy en général dia zay e: mijery ilay physique aloha hoe miady @ piesiko ve zany sy ny sisa
37. hendry
(
12/03/2004 12:06)
ny an´i fijo ( sy ny lhl hafa zay manana ilay foto-pisainana) ndray dia toa misy antony manokana ny itiavany vhv ngezangeza mba tsy itenenako hoe matavy.
