vhv tsiriritin´ny lhl

101. fijo ( 22/04/2004 21:47)
tsy ampy tosika izy ka.ih,ih,ih
vahona i pitchou anie no namoaka io resaka sabaka io e.tsy naharaka indray ianao
102. hendry ( 23/04/2004 16:03)
sejianis> fa maninona ny hoe rehefa mahay misabaka ianareo vhv dia reveny foana.
Ary nareo lhl zany maninona raha misabaka ny vhv?
103. hendry ( 23/04/2004 16:04)
misabaka @ ahoana koa aloha e?
104. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:03)
zahay mitazona pala rehefa manao sabaka ny vehivavy (t@ mbola kely ) hi hi hi
105. hendry ( 24/04/2004 13:04)
tazony marina ny palanareo
106. pitchou ( 26/04/2004 17:16)
fijo 23/04/2004 00:4:298> tsy izaho fa i sejianis!
107. mimita ( 26/04/2004 22:43)
aza mody avily @ resaka sabaka kilalao izy io ry reto a!!tsory ny tena marina e!!ny sipa v mou tsy ahay hanao sabaka sa refa hanao d mikombona ndray fa sty hisabaka???
108. fijo ( 28/04/2004 21:07)
gay,efa hadino ilay fanaovana azy ry mimita an.tsy tsaroana intsony na mikombona na misabaka
109. bido ( 29/04/2004 18:14)
samy mahay misabaka na lhl na vhv fa ny vhv no efa anjarany le misabaka eo @ fiainana e !
110. bido ( 29/04/2004 18:25)
za aloha maty @ le vhv manao fitafiana tsotra nefa tsara e ! oh : manao kapa hoditra , fitafy gasy gasy e !
111. hendry ( 30/04/2004 17:50)
inona io fitafy gasy io? mitafy lamba ve?
112. jhouhlambout ( 30/04/2004 18:13)
bien sur
113. pitchou ( 02/05/2004 17:19)
lamba inona? flanelle carreaux carreaux sa lamba soga sa parasily sa lasoa?
114. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:11)
ilay robe popeline misy sary vonivonikazo kely miaraka @ kapa hoditra naturel izany ko.. gasy 100%
Misy fotoana koa manintona ny vehivavy manao an'ireny an.. indrindra rehefa leo mijery strech!
115. fijo ( 03/05/2004 21:47)
marina tokoa letsy izany an,ary asa raha hitanareo fa maro ny sipa mitafy lamba izao aty.(sipa vazaha io lazaiko io)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1611