Ahiahy tsy mety maty!

1. xxx ( 17/03/2004 15:09)
Tena ahiahy tsy mety maty izy ity.
Sipa kely vao 14 taona, le vadibeko amin'izao no azoko ny fitiavany! de nitaiza azy nandritra ny 8 taona aho vao nandoto ny hafotsiany. Tahotro ny tsy nanaovako izany nandritra ny 8 taona ny hoe" sao lahy tsy madio intsony ity sipa ity? fa vitako ny hanary azy."
Tamin'io nanamboarako ny lokony io, dia tsy tsaroako mandrak'androany na nandio na tsia ilay olon-tiako. Efa nolazaiko azy in-dray mandeha io ahiahiko io, saingy tsotra ny valiny, "... tsy mbola porofo mivaingana angaha, hoy izy, ilay voalohany?"
Nangina aho, tsy te hiteny hoe, tsy fantatro! zany tokoa ny hoe sodokan'ny mamy sy fahafinaretana ka tsy nahatsiaro ny zava-tadiavina sy ny valim-panontanina.
Mbola manirikiry ny lohako io ahiahy io hatramin'izao!
2. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:24)
Aza miasa saina amin'izany e!
zao fotsiny:
-Na izy efa niova loko dé tsy miteny,
zany hoe: té hitazona ny fiarahana
-Na izy mbola tsy naninona fa isé parano.
Dé maninona moa raha sendra ka hoe hitan'isé fa tena marina ny ahiahin' isé? an?
3. ikaretsaka ( 17/03/2004 17:54)
fiainana daholo izany..
4. fijo ( 18/03/2004 09:55)
ie,amin'ny fiainana anie tsy izay tiana no mitranga,fa izay mitranga no tiavina e.ilaina ny mahatanty io fiainana io,fa raha resaka kely toa izany no hivakiana lo dia hanidy vady ao an trano rehefa handeha hiasa.
5. kitjo ( 18/03/2004 13:26)
ihihi,marina zany
6. bice ( 18/03/2004 19:20)
tsy aleon`la aza v less ela no nanonva ny lokony toy zay olona hafa, tena tsara sy ambony nge less ny asan`ny peintre e
hi
7. lema ( 18/03/2004 12:53)
raha ohatra ary ka tsia dé inona ny fanapahan-kevitra raisin-dragahy?marina kosa nenazy raha manana ahihahy izy olona tiny zao kosa ve meteza élaisany @ toerany
8. fijo ( 19/03/2004 09:12)
rehefa ao mitovy e.asio fitiavana dia ok
9. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:13)
ambarao amin'ny fihetsika hoa fa las ho azy io...
10. fijo ( 26/03/2004 11:05)
izay,aza mankasarotra amin'ny fiainana ry zalahy fa raiso mora eo an.
11. nananie ( 26/03/2004 11:55)
Aza enjanina zany ny tady e!
12. kitjo ( 26/03/2004 16:29)
atao lasitika zany
13. fijo ( 13/04/2004 23:35)
izay,raha misintona ny iray dia omeo raha mamotsitra dia sintony
14. booboo ( 30/06/2004 12:38)
zay mihitsy
15. tolotra ( 30/06/2004 13:31)
mandraisa less rano @ zinga de kotsakotsay ny loha de ho tony ny fo ,de ho hita lah fa ho faty io ahiahy io ,aza mampiasa saina @ izany
16. fijo ( 30/06/2004 21:01)
tolokevitra tsara mihintsy io an.ih,ih,ih
17. booboo ( 01/07/2004 20:39)
18. fijo ( 01/07/2004 21:23)
sa tsy izany ry boobooo.ih,ih,ih
19. tolotra ( 02/07/2004 11:30)
sady ny ahiahy less tsy evanana,fa ra vao ny zavatra no mampanahy tonga de ipitsio
20. rivorijasoa ( 19/07/2004 05:17)
Ka ny lehilahy anie henjana be raha hangalam-pihinana e! De rehefa ny eo ambilia no misy manandrana dé vaky loha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4521