Blog,ahoana indray ?

1. kally ( 18/03/2004 17:35)
Ahoana ny fahitan'ny namana an'io?
novalian'i six ny 03/06/2004 06:48
2. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:32)
album online io de asiana soratsoratra
3. kally ( 19/03/2004 13:40)
Ka ahoana ny fahitanao azy?
4. kitjo ( 19/03/2004 15:33)
milay io ka
za aloha mampiasa fa tsy ratsy le izy e,misy hafatra koa fa tsy album fts
5. admin ( 20/03/2004 19:35)
Ilay blog dia toa karazana journal intime en ligne. Na hoe Diary (teny gasy :) ) Raha manana enao dé mba ampisehoy hovakiana :)

Zà mbola vao mikarakara fa holazaiko anareo ihany rehefa tena vita.
6. kitjo ( 21/03/2004 09:40)
ny ahy hiarahana amin'ny ao ampiangonana fa ny ahy manokna mbola vao karakaraina koa
7. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:12)
amboary le
8. kitjo ( 27/03/2004 14:40)
eny tompoko
9. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:41)
merci
10. dd ( 23/04/2004 06:11)
d aiza le rohy fa tsy hitako ry kitjo...?
11. six ( 03/06/2004 06:48)
fa aona marina le rohy e tena tsy ao anaty pejy mintsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1481