famaritana
1. lema
(
18/03/2004 13:50)
ahoana ny famaritanareo vhv zany hoe lhl mahay mirevy zany:
mahay mandambolambo ve
mahay mitsaokalentika ve
mahay mampifila ve
sa inona mitsy e........
mahay mandambolambo ve
mahay mitsaokalentika ve
mahay mampifila ve
sa inona mitsy e........
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:37
2. hendry
(
18/03/2004 14:01)
Samy manana ny famaritany ny atao hoe mirevy io koa. Mahy mirevy amiko zao mahay mamalifaly ny sipa @ lafiny rehetra tsy ankanavaka.
10. ikaretsaka
(
21/03/2004 17:54)
zany hono ry zavavy an... ramaso ity maizina mihitsy ka.. azavaoina daholo...fa resaka resaka fa ampio kosa izy ry reto an
11. lema
(
22/03/2004 12:46)
fa raha oatra anie ka samy milaza izay tena tianay ny sipa rehetra dé ho hita eo hoe zao ny revy tena iraisan'ny sipa rehetra e! dé mora aminay kou amizay ny mampirevy anareo
13. hendry
(
22/03/2004 18:26)
Mamalifaly ny sipa ara-tsaina , ara-batana, ara-panahy.
Ara-tsaina: mba olona manao zavatra am-pisainana enao.
Ara-batana: mba olona manana ny maha izy anao ara-batana enao.
Ara-panahy: ny fanahy hono no mahaolona. Mba tsara fanahy sy ny sisa e.
Mba tsy ho fitiavana ara-nofo ihany ilay izy.

15. donemaskit
(
23/03/2004 12:19)
ra misaina, tsara bika, tsara fanahy nefa tsy mahavoa tsaokalentika ve hahay hirevy ??
16. lema
(
23/03/2004 12:59)
fa i endry rery ve no sipa afaka mamaly an'io e! aiza lé sipa sasany reny ry endry a!
18. ikaretsaka
(
24/03/2004 09:45)
fa inona no mahamenatra @ iznay izao.. ataoko forum ny eto? mizara hevitra sy fihevitra
19. ralipo
(
24/03/2004 10:25)
Merci hendry an!
Fa tsy azoko le mirevy ara-panahy "platonique" sa "télépathique" sa "mast..." satria ny bandy mantsy rehefa te hirevy @ sipa to tsra fanahy foana, fa rehefa vita ny revy de ozizy le sipa 1 zay hoe "lasy"