famaritana

21. lema ( 24/03/2004 13:34)
merçi hendry
22. hendry ( 24/03/2004 16:05)
ralipo> tsy hoe mirevy ara-panahy fa mahay mirevy koa zany ilay lhl raha mahay mamalifaly an´ilay vhv @ toetrany, tsara fanahy e, mba mahay manambitamby sy ny sisa.
lema> tsy hitako nalehan´ny sasany. Mety tsy mbola nahita lhl mahay mirevy ngamba ry zareo dia tsy hitany zay ambara. hihihi
Vazivazy io sao tezitra ny hafa a. Zaho koa mbola tsy nahita lhl mahay mirevy araky ny famaritako ny "reviko" aloha e. Tsy dia midika akory zany fa tsy mahay mirevy daholo ny lhl. Arakaraka.
23. fijo ( 25/03/2004 11:00)
ka ianao aza tsy miova ko.ih,ih,ih
ary ahoana ny hevitr'i rinakely e
24. ikaretsaka ( 25/03/2004 13:37)
mbola tsy "nampirevena" angamba i rinakely
25. nananie ( 25/03/2004 10:52)
ampireveo ary izy ry reto a!
26. voninkazokely ( 25/03/2004 17:18)
Ary i Hendry ity dia tena hendry tokoa.Bravo
27. fijo ( 26/03/2004 10:06)
vadiable i hendry e
28. ikaretsaka ( 27/03/2004 12:10)
zany hono ry hendry an
29. fijo ( 30/03/2004 20:03)
za libre e sady vadiman;ih,ih,ih
30. kitjo ( 31/03/2004 13:37)
ampianaro reo hendry alohan hidiran ze hiditra an
31. fijo ( 31/03/2004 21:05)
avelao kosa aloha hiditra ny olona e.hoy ilay bandy izay:"aza rarana ny sipa hanantona ahy".
32. angie ( 01/04/2004 09:28)
Sao dia mba tsy rariny Fijo a
33. voninkazokely ( 01/04/2004 13:38)
Mirevy = manofy
34. lema ( 01/04/2004 14:42)
voninkazokely=rozy
35. hendry ( 05/04/2004 12:38)
ny tsipolitra koa anie voninkazo e!
Mandalo dia miraikitra, gay gay.
36. jhouhlambout ( 05/04/2004 13:09)
Aza manao fitiavan-tsipolitra ka rehefa mandalo dé miraikitra!
37. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:08)
de maka sisiny aloha manala azy @ pataloha ko
38. fijo ( 05/04/2004 22:37)
ka izay izany ianareo vhv,aza manao tsipolitra fa leo ny bandy manilika anareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1402