vehivavy mikoty lehilahy eny an-dalana

1. ikaretsaka ( 18/03/2004 20:39)
Azo lazaina hoe kolontaina ve ilay izy? dia ahoana ny fandraisanareo azy?
novalian'i mabloo ny 25/06/2004 10:23
2. arson ( 18/03/2004 16:04)
mino izaho fa tsy dia olana izany satria efa mitovy zo ny lhl sy ny vhv ary samy afaka mamoaka ny ao ampony.
3. isrine ( 18/03/2004 20:36)
tsy kolontsaina ilay izy fa mba izay koa no zava-nisy e.
tsy ratsy ilay izy, raha ny hevitro.
4. isrine ( 18/03/2004 20:38)
ilay izy hoe eny andalana ve no tiana holazaina sa ilay hoe mikoty?
5. joda ( 18/03/2004 09:11)
izaho aloha tsy mbola sendra e...
ho hita eo ihany
ny tena koa moa tambaoaks mety tsy misy mpanontany
izay koa angamba no antony
6. drtriniti ( 18/03/2004 11:34)
Ho an'i toi aloha ingahy karetsaka: Tena fikotiana marina ve ilay iza? Aoka hazava ny resaka!
7. ikaretsaka ( 18/03/2004 12:36)
tena mikaoty tena mikaoty fa tsy makorelina ka.. fa ohatra hoe mande iny @ 13 mai iny ianoa ohatra de misy mi tssst tssst de vevavy ilay izy.. ary vehivavy tsotra fa tsy mpivarotena, ohatran'ireny ataon'ny lehilahy ireny e
8. hendry ( 18/03/2004 13:50)
Mety tsy tena mikôty izy fa mananihany ary matetika ny sipa rehefa tafaraka maromaro no manao an´zany.
Fa tsy hitako zay idiran´ny kolontsaina @ zany sa zaho no tara be?
9. jhouhlambout ( 19/03/2004 20:03)
Zany ny kolotsainan'ny vehivavy ankehitriny é!
10. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:46)
misy tena mikaoty ka..
11. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:43)
Satria tsy mikaoty lé bandy dia aleony kôtiany! Sa ahoana hoy ny vehivavy?
12. xxx ( 19/03/2004 15:08)
F'anga moa misy fitsipika sy lalana milaza fa tsy afaka mikaoty lehilahy ny vehivavy. Ahoana rehefa mody ianjolany kely izay. do do do do do do.
13. kitjo ( 21/03/2004 11:08)
sao d mba fatany kosa enao fa tsy mahatadidy fa misy olona refa miantso d manao ttsss ttsss

resaka civilisation ngamba,tsy haiko manazava azy,culture manko le kolontsaina
14. poussiereniceself ( 21/03/2004 19:31)
Am fomba ahoana no hikotian ilay vehivavy an ilay lehilahy eny an-dalana??
15. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:33)
ka tsy ilay tssstsss anie ry kitjo fa ilay olona anakliray any aminareo any specialiste e
16. hendry ( 22/03/2004 18:17)
Tsy mandà aho, misy ny vhv mikôty lhl, zony zany. Ngah yn lhl ihany no manam-pitiavana? misy koa vhv mahatsapa mialohan´ny fotoana hoe tiany ilay lhl, na koa samy miaraka mahatsapa izy roa fa ilay lhl hita fa tsy ho sahy mihitsy koa aleo tairina zay tairina a.
Fa tsy kolontsaina zany amiko. Safidin´izay te hanao an´zany fotsiny.
17. ikaretsaka ( 22/03/2004 19:24)
fmarina fa safidin'ny tsirairay , saingy a ataony ao @ ilay societe hivelomany=kolontsaina
18. hendry ( 24/03/2004 17:10)
hay ve
19. ikaretsaka ( 25/03/2004 09:31)
angaha tsy iznay?
20. ikaretsaka ( 31/03/2004 06:13)
sady momba ny saina io ko..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9606