vehivavy mikoty lehilahy eny an-dalana

21. alz ( 31/03/2004 08:43)
Ny hitako aloha, na vehivavy na lehilahy samy mi-kôty daholo.
Ny fomba no samy hafa. Ny vehivavy somary mesazy miafina izay.
Amin'ny akapobeny no resahiko.
22. ikaretsaka ( 01/04/2004 00:55)
satria miafina ohatran'ny zavany hozizy ilay namako izay
23. voninkazokely ( 04/04/2004 10:00)
Amin'izao fotoana izao dia tsy misy zavatra ho atokana ho an'i lehilahy irery izany intsony na ny fikotiana na ............
24. ikaretsaka ( 04/04/2004 17:59)
marina ! ka izay... nefa misy vehivavy menatra rehefa mikoty lehilahy
25. pitchou ( 16/04/2004 11:48)
d ahoana no nataon'ikaretsaka aloha e! niavona sa nampifila sa tonga d raikitra?
26. rindrarr ( 17/04/2004 12:10)
mody femme ndray karetsaka fa azony zay nilainy.
soa fa tsy voalazanao teto ny anarany!
27. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:04)
mody femem ahoan aindray ary..
28. mumu ( 12/06/2004 06:42)
ary reto bandy reto tena saro-tiavina refa tsy rarahina izy de lazainy fa miavonavona ilay sipa de refa mba mi aborder azy enao de lazainy fa hafahafa!!
zamé zamé content!!!!
29. pitchou ( 18/06/2004 17:46)
finn wa ry mumu!
@manaraka raha hitanao hoe mentra izy nefa te-hikoty d lazao moramora hoe manisa telo isika d miara-mikoty! @zay 1 sy 1!
30. mumu ( 18/06/2004 20:57)
hihihihihi
31. mabloo ( 25/06/2004 10:23)
fa ahona alo le atao hoe kolotsaina aminareo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3726