Fa ahoana lé?
1. jhouhlambout
(
12/03/2004 20:52)
Betsaka ny milaza(surtout.....),
fa tsaratsara kokoa ny miaraka fotsiny réfa miaraka! Fa maninona?
fa tsaratsara kokoa ny miaraka fotsiny réfa miaraka! Fa maninona?
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:34
2. isrine
(
12/03/2004 09:06)
ka izay kosa no tindry zareo ary kou.ka vehivavy ve no tena betsaka milaza an'le izy sa ny lehilahy? rehefa miaraka fotsiny manko dia mahatsiaro ho resy be ianareo lehilahy, fa ny vehivavy no mahazo tombony @ izay, sady ialana @ fipitsihanareo rehefa mahazo izay ilainareo izany e!
3. kitjo
(
12/03/2004 10:29)
ca depend du ca depend io ko
ka le fitiavana no tokon imprtant kalou e ,ny sisa manaraka eny iany
ka le fitiavana no tokon imprtant kalou e ,ny sisa manaraka eny iany
5. ikaretsaka
(
13/03/2004 12:44)
ko matoa mbola miaraka aza dia mbola misy fitiavana kely ihany ao.. fitiavana mampiaraka
7. kitjo
(
13/03/2004 11:07)
ka le fitiavana aloha no tokony hipetraka fa au naturel ny ambiny ozy le namana ray zay
8. donemaskit
(
13/03/2004 18:57)
ka aona ?
olona matahotra ny engagement reny raJhoul a, matahotra ny mitia, ny tsy ahafoy dia aleony tonga dia limiter-ny @iny ihany
olona matahotra ny engagement reny raJhoul a, matahotra ny mitia, ny tsy ahafoy dia aleony tonga dia limiter-ny @iny ihany
10. ikaretsaka
(
14/03/2004 13:34)
fa ilay lasa tampoka eo ny 1.. mitomany tampoka.. izya vao maennina hoy ny hiran'i mily clement
11. kitjo
(
14/03/2004 16:23)
aiza kosa e,tokony mande ho azy ko ange zany fa tsy critere e,
mahay tsy mahay aona ry ramaso an
mahay tsy mahay aona ry ramaso an
