Fa ahoana lé?

21. kitjo ( 17/03/2004 11:48)
nnntsssssss
22. jhouhlambout ( 17/03/2004 13:38)
ié!
23. ikaretsaka ( 17/03/2004 16:54)
dia raha manao tampoka de tsy mpinamana intsony?
24. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:02)
Mpinamana akaiky
25. fijo ( 18/03/2004 09:00)
na mpianadahy.ih;ih;ih.
26. ikaretsaka ( 21/03/2004 17:47)
tsssssss
27. fijo ( 24/03/2004 09:56)
28. ralipo ( 24/03/2004 10:57)
Ohatra ny frime fotsiny zany koh
-satria ve ny génération mitarika daholo de mbo hitarika koa.
-satria ve tsy afaka mivoaka alina.
-satria ve lery na ikala no favori @ tanana.
-sa mikatsaka ny tsara2 kokoa.
Tena ohatra ny matérialiste ihany ny mihevitra izana ka!
29. hendry ( 24/03/2004 16:27)
io maimaika io ihany. Maimay toy ny inona moa?
30. fijo ( 25/03/2004 11:28)
le miaraka fotsiny aloha ry zareo toa tsy mety ka.
31. ikaretsaka ( 25/03/2004 13:48)
lasa ho azy hoa io...
32. fijo ( 26/03/2004 10:23)
de tsy hitsaokalentika izany fa hifandany faladiankiraro fotsiny?
33. kitjo ( 26/03/2004 20:51)
aoka re ry fijo an
34. fijo ( 30/03/2004 20:34)
tena marina tokoa e.ny lavitra aza tsy fidiny dia eo ve de.asa aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1166