pour sa contre?
3. hendry
(
12/03/2004 10:18)
inona ny maharatsy ny abstinence moa raha samy mahatanty na ny lahy na ny vavy ary ifanarahana ilay izy mba tsy hahatsiaro tena ho miafy be ny iray zay tsy manaiky.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 22:18
4. hendry
(
12/03/2004 10:20)
Raha misy sakafo matsiro be tianao hohanina, raha ohatra enao ka tonga dia mahazo accès avy hatrany @ io sakafo matsiro be io dia matsiro ihany ilay izy, saingy matsiro kokoa ilay sakafo raha toa ka somary misy fiafiana na faharetana kely aloha zay vao afaka mahazo sy mihinana ilay izy enao.
Toy ny asa tsy nisasarana sy ny asa nandaniana ron-do ihany io e.
Toy ny asa tsy nisasarana sy ny asa nandaniana ron-do ihany io e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 22:20
5. kitjo
(
12/03/2004 10:43)
tsy d misy maharatsy azy aloha ra sitrapony e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 12/03/2004 22:43
7. pitchou
(
12/03/2004 14:22)
izaho d manohana zato isan-jato satria matetika tsy mifankahitia izahay noho ny asa. D @ zay samy tsy misy eritreritra hoe taiza sa niaraka t@ iza, d manao rattrapage b rehefa mifankahita!
8. xxx
(
12/03/2004 15:24)
ratrapage @ inona
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/03/2004 03:24
14. pitchou
(
13/03/2004 17:59)
xxxxxxxx ko! rattrapage ny tsy natao nandritra ny fotoana tsy nifankahitana ko inona moa?
15. nananie
(
15/03/2004 14:14)
O ry Ramaso sy Ikaretsaka a! Aza atao en plusieurs exemplaires moa le izy eeeee!!!!!!
19. fijo
(
17/03/2004 09:59)
tsy mazava ianareo ireto ka.humm
aleo ihany tsy manao izany teny vazaha izany ka.
aleo ihany tsy manao izany teny vazaha izany ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 09:59