pour sa contre?

41. fijo ( 30/03/2004 22:43)
tsy midika ho izany ka.fa mba misy zavatra tsy hay koa e
42. pitchou ( 31/03/2004 14:09)
gaga aho manko ko!
43. fijo ( 31/03/2004 22:04)
ngaha kosa dia ho hay daholo izao rehetra izao e.
44. ikaretsaka ( 01/04/2004 00:51)
f'hita hoa
45. pitchou ( 01/04/2004 11:22)
tanisao ary moa aloha izay tsy hay e!
46. angie ( 01/04/2004 11:28)
Tena periode karemy ange isika ka tokony mba handinin-tena daholo na ho mpino anarany fotsiny na ho mpakantoa e. Ary ny Abstinence tsy ratsy mihintsy raha ho an'olona tena tia. satria tsy iny ange no antony tena hiarahana e....
47. kitjo ( 03/04/2004 09:55)
mazava be le fehezanteny farany
48. pitchou ( 03/04/2004 13:40)
kay! fa raha iny fotsiny kosa ohatra no tsy mety d aleo ajanona ka!
49. jhouhlambout ( 03/04/2004 15:10)
ntss....
50. mamikely ( 07/04/2004 09:59)
Ny abstinence ifanarahan'ny mpivady dia midika fa olona responsables izy roa.
Ny rattrapage nolazainareo, raha toa ka ifanarahan'ny mpivady dia tsy misy olana. fa raha toa ka misy iray tsy dia vonona dia aoka mba hajaina izany fa fitiavana an'io olo-tianao io izany. Aoka izy tsy ho terenao sao dia lasa ASA ANTERIVOZINA aminy ny filanao.
51. jhouhlambout ( 07/04/2004 10:29)
Dia inona no tokony atao raha mila mafy dia mafy ianao nefa tsy vonona izy?
52. pitchou ( 08/04/2004 15:21)
d abstinence re e! rahampitso manao misimisy fa maka aina tsara sao kaolapisa!
53. fijo ( 09/04/2004 00:03)
manahirana e.
54. pitchou ( 09/04/2004 14:16)
ny inona no manahirana indray fijo a! ilay hoe kaolapisa fa betsaka loatra ny rattrapage ve?
55. fijo ( 15/04/2004 21:58)
tsy hay intsony izay tena hilainareo sipa ireto ka
56. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:10)
hihihihi ka aza ezahina ho hazo fa hasaivo asehony ny maha vevvaviny dia karakarao arak'izay ao e
57. pitchou ( 16/04/2004 10:53)
tena tttttttttssssssssss!
58. fijo ( 16/04/2004 23:14)
tsy mazava ilay ttttsssssss
59. pitchou ( 17/04/2004 14:26)
te-hanaha ny mahalhl azy indray i karetsaka d mamorona hevitra ko inona moa?
60. jhouhlambout ( 17/04/2004 15:53)
nts
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.82