pour sa contre?

81. fijo ( 04/05/2004 21:56)
mitsikia dia samy vita e.
82. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:08)
ié :-)
83. fijo ( 06/05/2004 00:18)
tandremo anefa tsy miborosy nify fa vao miha bedy.
84. pitchou ( 07/05/2004 15:43)
hahahaha! ary efa voalanjan'i karetsaka mihitsy anha ramaso izany? notrotroinao? iza no nahalala hoe bandy maivana iny raha tsy ianao?
izaho tsy mila lanjaina fa izaho botabota d fantatra arak'izany fa tsy plume
85. mumu ( 09/05/2004 08:02)
hihihi mampimé nareo reto
86. jhouhlambout ( 09/05/2004 15:45)
hihihi
87. fijo ( 10/05/2004 22:08)
rehefa tsy nahatezitra aloha dia tsara e
88. pitchou ( 11/05/2004 17:09)
tena tezitra aho ka! ahoana ny sasany mahasahy milaza ny namana ato hoe maivana? izany v d hitanareo fa mety? sa ... satria lhl namanareo no niteny d tsy maninona?
89. jhouhlambout ( 11/05/2004 18:17)
pitchou> calme fotsiny hoa... calme fotsiny
90. fijo ( 11/05/2004 22:56)
iza indray izany e,ndao aloha hivoaka kely pitchou fa miakatra loatra ianao izany an.rehefa mangitsingitsy dia miverina eto indray.
91. pitchou ( 13/05/2004 15:34)
fijo> ividiano glace au chocolat aho d vetivety d midina ny temperature e! marina e! raha tsy sur ianao d ataovy 3 boules mihitsy na demi-litre ... laniko marina e!
92. fijo ( 17/05/2004 23:21)
kay loza ity kle.de za hilelaka inona?
93. jhouhlambout ( 18/05/2004 13:50)
:o)
94. pitchou ( 20/05/2004 05:43)
fijo> d enao koa ividiananao ka! ary i jhoul ko hihinana glace?
95. pitchou ( 20/05/2004 05:45)
ny an'i ramaso ataovy b b fijo a! sao mba ... e!
96. jhouhlambout ( 20/05/2004 12:27)
glace à la vanille
97. fijo ( 21/05/2004 00:39)
andehana ary avy dia maka any amin'ny honey fa mandalo any aho rehefa avy eo mandoha azy e.
98. pitchou ( 22/05/2004 21:09)
aha! miaraka @fijo d fijo no mividy azy ko!
99. jhouhlambout ( 22/05/2004 21:22)
:o))
100. fijo ( 25/05/2004 23:57)
ka za mbola raikitra ato fa misy hatao ko ianao ko.ndana wa fa tonga any aho avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6999