pour sa contre?

61. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:18)
aza interpretena sy raisina @ zavatra tsy noteneniko kosa aho le
62. fijo ( 19/04/2004 21:50)
izay hatsaharo ny suputation fa mivadika zavatra hafa ny hevitry ny sasany
63. pitchou ( 20/04/2004 18:35)
ny teniny ihany no averiko aminy ko inona ary ity! efa hoe izay zaka ihany atao!
64. fijo ( 20/04/2004 22:59)
vao namariniko fa tsy niteny izany izy ko.
65. pitchou ( 21/04/2004 02:22)
"hihihihi ka aza ezahina ho hazo fa hasaivo asehony ny maha vevvaviny dia karakarao arak'izay ao e "

d io ary jereo! te-hahita ny an'ny hafa izany v tsy te-hanaha ny azy no dikany?
66. jhouhlambout ( 21/04/2004 09:33)
nts-3
67. fijo ( 21/04/2004 23:06)
izay ianao fa voa ry pitchou
68. pitchou ( 22/04/2004 17:37)
ka izy v lhl hiteny hoe te-hampiseho ny mahavvavy azy izy! tsy vao maika ataonareo lisaka eo! d sahala @ mahazatra mody ny hafa no tenenina!
raha tsy izany ve ho nts-3
ramaso mihitsy no tsy nahita ilay izy teo!
69. fijo ( 22/04/2004 21:45)
aoka izay fa hiady eo anie ianareo e.ndao ary
70. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:05)
aleo hilamina ny raharaha!
71. pitchou ( 23/04/2004 17:30)
hihihi!
72. pitchou ( 23/04/2004 17:32)
ko ramaso aza tsy nahita akory! izy bedesina ko!
73. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:06)
moramora moa e
74. pitchou ( 26/04/2004 17:13)
nareo kosa rehefa izy d tsy bedesinareo! izany ilay hoe manao mizana tsindrin'ila! hihihi
75. jhouhlambout ( 26/04/2004 18:22)
zany vé?
76. pitchou ( 02/05/2004 17:17)
hita ko! @zay izy ihany no te-hampidi-kizo ny tenany niteniteny foana teo
77. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:09)
ka lery ange maivana fa i pitchou mavesatra de mba balancenba ny mizana fa tsy heo tsindriana ilany e! hi hi hi
Ary ahazo @ zay hao ny maha vehivavy anao fa tssssss
78. jhouhlambout ( 03/05/2004 09:30)
:-)
79. fijo ( 03/05/2004 21:45)
hanahirana ity ry zalahy an.toa marina io voalazan'ikaretsaka io fa tsy mifandanja ilay mozana,nefa,koa raha tsy hobedy mihintsy ny iray dia hibaribary be ny fiangarana.
an,an, hatsaharo fotsiny ny fifamalianareo dia izay.
80. jhouhlambout ( 04/05/2004 07:53)
samia mifandamina mba tsy hisy ny korontana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1262