fille facile

1. lema ( 11/03/2004 12:41)
misy ireo zatovo vavy izay mora kotina sy mora asina tokoa, misy ny milaza azy hoe maivan-doha misy koa anefa milaza zavatra hafa,ary samy manana ny fijeriny daholo isika rehetra fa ny fahafataran'ny maro azy angamba dé hoe "fille facile". inona ary no mahatonga azy anao an'izany dé inona no avitrareo namany amizany.
novalian'i fijo ny 19/04/2004 21:20
2. peluche ( 11/03/2004 13:53)
ie,femme libérée hono izy @ zay,fa misy koa no te-hanao vengence t@ny nataony sasany an'azy,vodona de aleo koa aho mba hiodina hoy izy.
hevitra iray koa henoko t@ ny namana de hoe ny relation-nao @ sipa na vady de taratry ny niainanao t@ fahazazanao hono
3. peluche ( 11/03/2004 13:56)
tohiny...raha ohatra hono ianao ka nanana ray amandreny nampirafy ,de hobetsaka ny chance hampirafesanao,tsy aiko tsara moa no manazava an'ilay izy fa misy traceny hono refa mihalehibe ianao,ohaatran'ny hoe nanana ray amandreny tsy be fitiavana dia lasa tsy mora manome fitiavana ny zanany
4. nananie ( 11/03/2004 14:09)
Ko raha izany ny fandehany tokony mba hieritreritra reo tia mitsaingoka etsy sy eroa sao manenina rehefa mahita ny zanany vavy manidina .Bonbon vorona moa?
5. nananie ( 11/03/2004 14:13)
Angamba koa io ry Lema satria le sipa mba tia hanao ny fanaon'ny lehilahy tsotra zao a! Ny lehilahy tia manenjika satria mitady zava-baovao.Izy kosa manaiky jonona satria mitady zavatra tsy fahita!
Ny mampalahelo anefa dia na lahy na vavy, dia tsy misy manaja tena tsony.
6. pitchou ( 11/03/2004 14:42)
toy ny garçon facile angamba ko! vao seranany d lasa!
7. igliky ( 11/03/2004 15:04)
tsy aleo kosa ve fille facile toy izay ireny miseho azy ho be moko-doha ireny nefa tsy mankaiza akory
8. joda ( 11/03/2004 16:47)
mety ho nymphomane koa ilay joba
aretintsaina izy io
9. fijo ( 12/03/2004 09:31)
aleo tsy mitsara e.misy antony ao.fa izy no mahalala azy.
10. kitjo ( 12/03/2004 12:52)
zay no marina
11. fijo ( 12/03/2004 16:48)
ilay mitsara nefa tsy mahalala ny antony io mantsy dia hitako fa tsy tsara loatra.
12. ccool ( 12/03/2004 19:53)
io samy manana ny tiany io e,,,zay sahy d sahy tsy misy bedy ..d zay tsy sahy tsy sahy e...zay fa tsy misy resaka lavabe..
fa ny bandy kou mge miksy bandy facile d misy bandy difficile b..hihihii.....mety za ngamba zany ..hihihihih...sa facile b ny valiny?
13. jhouhlambout ( 12/03/2004 19:57)
dé samy manao zé tiany e!
fa refa mora azo dé mora very ihany koa(hein?)!!!
14. isrine ( 12/03/2004 09:03)
raha somary facile ny sipa dia midika fa te-hijery ny paikadinareo bandy izy zay, ary raha mampiseho fa difficile izy dia hitsapa hoe hatraiza ny ao antsainareo ao. ny sipa 1 dia mety ho facile sy difficile, io arakaraky ny fiangan'ny bandy ihany sy ny endrika ivelany e.
15. tsiky2004 ( 12/03/2004 09:09)
Za tsy miteny hoe tsara ny fille facile, fa na de zany aza, maninona moa raha vao mihetsiketsika ny sipa dia atao hoe facile, fa raha ny bandy no be sipa de aao hoe don juan?de voninahitra be!! sady refa misy fille facileaho de tsy maintsy misy garçon facile miaraka aminy!!
16. lema ( 12/03/2004 13:16)
fa lé fille facile alou tena manimba moral be mitsy e!rehefa mieritreritra zany éla hoe ty sipa ty kou zany ra misy mikitika any ambadika any dé ho tsotra kely ohatran'ny nahazahoko azy ihany
17. nananie ( 12/03/2004 14:56)
Zany ny ma fille facile azy kou!
Dia raha havadika @ bandy koa, raha ohatra ka miteniteny izy hoe tiako ianao hoe tiako ianao,dikan'izany zany dia tsy ianao irery ihany no itenenany an'io sa ahoana ry Lema?
18. lema ( 12/03/2004 15:11)
tsy aiko alou fa samy manana ny fikany io e! néna zao ra tsy sipa efa nodinihiko ela be dé tsy miteny azy mitsy za hoe tiko izy.eny fa na izany aza misy karazany maro kou anie ny fomba itivana olona e!ohatra tiako ny fiteniny dé mety ilaza za hoe tiko izy.....
19. nananie ( 12/03/2004 15:20)
Zany an?!
20. pitchou ( 13/03/2004 18:12)
ny loza raha sendraz fille facile nareo kanjo kay tena difficile be ny nialana teo avy eo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5817