fille facile
21. kitjo
(
13/03/2004 11:09)
posibl koa zay
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 13/03/2004 23:09
23. kitjo
(
14/03/2004 16:24)
asa aloha e,aleo izy no hilaza azy!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 15/03/2004 04:24
25. six
(
15/03/2004 10:10)
ka mety ataony fasile d mora miala koa avy eo kou!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 15/03/2004 22:10
26. fijo
(
16/03/2004 10:12)
ka ilay izy anie ralema revy fotsiny e.aza mivakiloha izay tsy hita any.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/03/2004 10:12
27. kitjo
(
17/03/2004 11:51)
zany an
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 17/03/2004 23:51
28. lema
(
17/03/2004 17:16)
fa na revy fotsiny aza manimba moral be le sipa zaka ny maraina dé manaiky ho atao ny hariva, sa mitovy daholo ra fijo?néna alou na hoe revy fotsiny aza afa ihny lé somary sahirana kely vao mahazo e!ohatran'ny zavatra azo t@ alatra sy azo t@ asa néna no itondrako azy le vola azo t@ asa mamy kokoa na samy irevena aza
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 18/03/2004 05:16
29. fijo
(
18/03/2004 09:02)
amiko io mitovy ka.misy aza vao mifanena dia ao,fa tsy maninona e.ngaha ianareo mbola tsy sendra an'izany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 09:02
31. lema
(
18/03/2004 12:59)
zany hoe tonga dé ao zany ka inona ndray ary no tantaraina @ zany zany lé fille facille kou
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 19/03/2004 00:59
32. fijo
(
19/03/2004 20:18)
tsy facile izy ralema fa mba mitady revy koa an,samy tojo tao ny roa tonta dia ok.izy afapo ianao maivamaivana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 08:18
33. ralipo
(
19/03/2004 09:40)
Tsy azoko ny tian'ny mpanoratra lazaina fa le fille ve no "facile" sa le garçon no maka mora ze hitany. le vidina vola koa va facile sa le mividy no facile ry zalahy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 19/03/2004 09:40
34. fijo
(
19/03/2004 16:45)
tsy facile fa samy maka mora
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 16:45
35. lema
(
20/03/2004 16:52)
ralipo:tsy mitovy mitsy ny fille facile sy lé vidiana vola
fille facilee:entana mivelabela-poana
vidina vola:asa toy ny asa rehetra
mpividy:toy ny mpividy rehetra ohtran'ny olona noana dé mandé misakafo any @ hotely
fille facilee:entana mivelabela-poana
vidina vola:asa toy ny asa rehetra
mpividy:toy ny mpividy rehetra ohtran'ny olona noana dé mandé misakafo any @ hotely
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 21/03/2004 04:52
36. ikaretsaka
(
21/03/2004 17:53)
ary ahoana tokoa ilay filel hoe androany miaraka @ rakoto de rahampitso rabe de raha afaka ampitso miaraka amin-drazaka dia nefa ranaivo ny vadibeny? nefa izy tsy koksa fa fitia te hiaraka fotsiny
37. lema
(
23/03/2004 15:36)
foza kely ndray no anaran'zany ry karetsaka a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 24/03/2004 03:36
38. fijo
(
24/03/2004 10:02)
ny danoise dia izany ny fiainanany,ary zavatra mandeha hoazy izany aminy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/03/2004 10:02
39. ralipo
(
24/03/2004 11:04)
Ny vezo koa e! ialana tsiny raha manonona foko fa zava-nisy io, ary ny tena gravy raha nisy tary iray mitady ho collant be nefa misy iray efa masaka any de mety hitarika ny fahafatesan'le io. Tsy fampitahorana io ry zala fa efa hitako io cas. Fa ny danoise no tsy haiko raha mamono
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 11:04
40. hendry
(
24/03/2004 16:34)
Dia inona hono ny tsara @ lhl, ilay fille facile sa ny mifanohitra @ zany?
Ny an´i lema moa zany dia tsy tiany, ny an´i Fijo zarany aza.
Ny an´i lema moa zany dia tsy tiany, ny an´i Fijo zarany aza.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 04:34