ny mahafa-po
1. gable
(
13/03/2004 14:11)
Inona no tena atao mba ahafa-po ny vehivavy?
novalian'i rafilo ny 20/04/2004 12:06
4. mozart
(
14/03/2004 16:40)
ento mi-cross isa-maraina izy de ataovy sempotra be de afaka ny fony avy eo (cardiak)
12. fijo
(
17/03/2004 09:49)
tsy haiko indray izany ka.
nananie>tsy pro fa normal anie izany e.matoa mitsiky sy mihome dia faly,dia ok daholo ny manaraka
nananie>tsy pro fa normal anie izany e.matoa mitsiky sy mihome dia faly,dia ok daholo ny manaraka
16. nananie
(
18/03/2004 11:48)
Ay zany moa izy io!
Hitako zany nisy bandy zay niteny ahy we "ary tô malama be ny volonao".Matin'ny fiomezana fotsiny ah we adala anga ito.Hay kay ny adin'lery ny ampiresaka ahy avy eo.
Hitako zany nisy bandy zay niteny ahy we "ary tô malama be ny volonao".Matin'ny fiomezana fotsiny ah we adala anga ito.Hay kay ny adin'lery ny ampiresaka ahy avy eo.
18. fijo
(
19/03/2004 20:43)
aza masiaka amin'ny vavy izany e.hampifalio izy.homeo azy daholo ilay mamy
