ny mahafa-po
22. kitjo
(
20/03/2004 16:12)
refa mifamaly ny fitia d afa-po sa?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 21/03/2004 04:12
26. ikaretsaka
(
22/03/2004 16:54)
tsy mety afaka izany ny fo lety fa raha afaka ny fo=maty ialahy fa tsisy fo intsony
29. fijo
(
25/03/2004 12:00)
sarotra aloha ilay hafa poe.misy mamasika kely foana fa ny ezahana dia ny hampiadana ny roa tonta
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 12:00
30. kitjo
(
26/03/2004 17:50)
tsy misy afa-po zany koa fa refa misy zvt tadiavinao ka na azonao aza d misy zvt hafa ndray ilainao refaveo,
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 05:50
31. ralipo
(
27/03/2004 15:11)
Marina ny an'i kitjo. Tapitra tableau zany afa-po zany. Mila mampiasa saina foana @ fiainana ahazoana fifaliana sy mizara izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 27/03/2004 15:11
32. kitjo
(
27/03/2004 15:49)
sady misy fivoarana foana ko d mitady ze mahaso asy mahafinaritra fona
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 15:49
33. fijo
(
30/03/2004 10:28)
ka misy indray ny viverina amin'ny fanao taloha izao ko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 10:28
35. gable
(
30/03/2004 13:04)
ka le tadiaviny mihitsy anie no tena tsy fantatra indraindray e!indrindra fa raha sendra ny vara-datsaka ianao ry tsiky 2004 a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/gable ny 31/03/2004 01:04
37. kitjo
(
03/04/2004 09:51)
miverina satria tsy mahafa-po le misy amzao d miverina @taloha
zay nge le oe tsy afa-po,mitady foana
zay nge le oe tsy afa-po,mitady foana
38. hendry
(
05/04/2004 13:17)
ny lhl somary be humour tena tsiriritin´ny vhv matetika. Mba manao fiainana zazazaza ndraindray fa tsy ilay matotra be lava reny.