flash info
1. jhouhlambout
(
11/03/2004 17:52)
Mangatsiaka be ny andro aty aminay!
novalian'i isambilokely ny 23/04/2005 08:20
9. kitjo
(
13/03/2004 13:03)
hay kosaaa, fa toa reko t@ vaovao teo oe misy hafa ndray hono vao miditra ko, i E... iza moa izy teo
10. jhouhlambout
(
14/03/2004 11:32)
i Hérima, qui se déplace à une vitesse de 17Km/heure, ne risque pas d'atteindre nos côtes puisqu'elle a déjà dépassé notre île par le sud.
11. kitjo
(
14/03/2004 17:09)
hay kosa,ny @ vaovao mandeha aty aloha to ambol agrave b hono,d nentina am-bavaka manokana tao ampiangonana Madagasikara androany fa bdb ny singaporianina nahita an le vaovao
19. hendry
(
17/03/2004 15:56)
Fa tena potika hono ny faritra sasany any amin´ny province e. I Majunga efa rava 80 % hono tamin´i Elita dia mbola tsy namelan´i Gafilo koa. Ny loza ve no efa ho avy sa ny gasy no be siasia ka voasazy e?
