flash info

21. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:32)
aoka samy handinintena
22. kitjo ( 18/03/2004 14:34)
izy dol zany fa misy dikany aloha io e
sao d oe ravana mitsy ary fa tena manao fanarenana b @ fotony no ilaina,asa???
23. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:29)
fa misy tsy mety nataon'i Majunga t@ andriamanitra angaha no i majunga no vita be?
24. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:26)
angamba...
25. kitjo ( 19/03/2004 18:34)
non k, tsy le toerana akory e,
fa ny teo aloha le nandrava d aleo depart a zero ny amzao fotoana, ts haiko re fa mba resaka znay an
26. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:40)
anontanio ihany sao...
27. kitjo ( 22/03/2004 13:10)
iza no anontaniana?
28. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:08)
ny any majunga sy andriamanitra ka
29. nananie ( 26/03/2004 12:14)
Efa nisy nanontany ve?
30. jhouhlambout ( 28/03/2004 16:14)
satria maha -......-janga
31. nananie ( 29/03/2004 19:09)
hahaha!
32. nananie ( 29/03/2004 19:10)
Efa misy masoandro ny aty aminay!
33. nananie ( 29/03/2004 19:11)
Sady efa ho vakansy zay, no sady misy fête forraine be ao antokotany, no sady .... sambatsambatra e!
34. nananie ( 29/03/2004 19:12)
hihihihi!mmmmmh!
35. kitjo ( 29/03/2004 13:03)
hahha, tsisy diavolana ngah ry nananie?
tanjemo fts manofy atoanjo an,

36. nananie ( 29/03/2004 15:51)
EEE tsia mbôla misy aki a!
37. jhouhlambout ( 29/03/2004 16:18)
Aty mbôla mangatsiaka kely
38. nananie ( 30/03/2004 20:19)
Ka samy manana ny tour-n'io jhoul a!
39. jhouhlambout ( 04/04/2004 12:05)
zany an?
40. jhouhlambout ( 04/04/2004 21:13)
tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.141