ahoana raha manambady lehilahy efa zokizoky fa tsy mitovy taona @ tena,
1. tsiky2004
(
12/03/2004 09:39)
ahoana ny fahitanareo ireny sipa manambady lehilahy zokiny 10 na 15 ans ireny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:16
2. xxx
(
12/03/2004 09:40)
matetika tsy maintsy misy resabola ao ambadikio!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/03/2004 21:40
3. hendry
(
12/03/2004 10:22)
Matetika dia izay lazain´i xxx zay hoe misy resabola.
Nefa misy lhl antitratintra tsisy vola na tsy manakarem-be nefa dia mbola misy ankizivavy tanora lavitra noho izy miaraka @ ilay lhl, ny antony dia misy mihevitra hoe: arakaraky ny mahabebe taona ny lhl no mahamatomatotra kokoa azy ary manaja ilay vhv kokoa hono ny lhl rehefa zokizoky.
Nefa misy lhl antitratintra tsisy vola na tsy manakarem-be nefa dia mbola misy ankizivavy tanora lavitra noho izy miaraka @ ilay lhl, ny antony dia misy mihevitra hoe: arakaraky ny mahabebe taona ny lhl no mahamatomatotra kokoa azy ary manaja ilay vhv kokoa hono ny lhl rehefa zokizoky.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 22:22
4. kitjo
(
12/03/2004 10:31)
koa ra mifankati akosa v moa zareo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 12/03/2004 22:31
5. joda
(
12/03/2004 12:45)
mahasaky mihintsy aho raha misy mitady
35ans aho izao..
35ans aho izao..
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/joda ny 13/03/2004 00:45
6. lema
(
12/03/2004 13:29)
fa ny fitiavana no lehibe indrindra @ ireo voalaza ireo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 13/03/2004 01:29
7. xxx
(
12/03/2004 13:46)
za ao anatinio teneninareo io 14ans ny elanelanay izy 34 ans zao fa milay ka! tsy hoe vola akory fa fitiavana io e! lasa matotra ho azy ianao tsinona
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/03/2004 01:46
9. pitchou
(
13/03/2004 18:09)
kay! d andraso fotsiny afaka taona vitsivitsy d lazao anay hoe manahona e! sa rehefa godraka lery d atsipy d soloina?
10. xxx
(
13/03/2004 19:25)
ny probleme anie de refa miakatra ny taona e! refa enao any @ 40 ans tena mbola te hirevy, i lery efa 55 ans efa rapapany mihintsy, le bebe kibo ireny nefa enao mbola demi ramama hoy ny fitenenana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/03/2004 19:25
11. kitjo
(
13/03/2004 11:06)
d aona? nefa betsaka no oh znay aloha fa toa ts koi e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 13/03/2004 23:06
12. joda
(
13/03/2004 12:45)
za bogosy fa tsy ampy sosy...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/joda ny 14/03/2004 00:45
14. six
(
15/03/2004 09:56)
marina zany, fa raha tena tia ko anie tsy hitanao zay taona zany e, tsy maninona mintsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 15/03/2004 21:56
15. xxx
(
15/03/2004 15:53)
SSS! reny ary aki no mampiadana . efa nahita fiainana izy any ka mampiadana na eo @ resaka fitaizana ny zaza na resaka famatorana sy ny sisa izany .tony bandy keli maika be tony mantsy matetika mbola tsy matotra tsara sady mbola tsy ampi traikefa eh!! Tsra ka !! fa tianao izy sa tsy ?any ny blem satry met mivadika zavatra hafa raha hoe non anefa hidiranao noho ny antony ???mety tsy tsara angamba raha izay .sao ko de menatra enao vis à vis ny namanao ,raha misy zany de adaboy ny aminareo satry tsisy mankarary ny mihoatra ny hoe menatra ny partenaire anao ni aminao rehefa eo imaso ny fiaramonina .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/03/2004 03:53
16. fijo
(
16/03/2004 09:48)
marina io voalaza farany io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/03/2004 09:48
17. ikaretsaka
(
16/03/2004 13:39)
ka izay.. tsy ny tenanao ihany.. fa ny fiarahanhamonina.. izay ilay heo tsy ny vady anie no vadiana rehefa manambady fa ny manodidina e
18. fijo
(
17/03/2004 09:11)
kay,dia ahoana izany raha tonga ao an trano daholo ny manodidina?ih,ih,ih
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 09:11
20. titixe
(
17/03/2004 09:41)
efa nis niteny teo ihany, tsy ny taona no tena zava-dehibe fa ny fitiavana na firy na firy taona elanelana. Ka na any aorina aza ka efa mandrosondroso taona ny iray, rehefa tena mifankatia de tsy hita akory izany différence zany. "Ny fitiavana manarona zavatra maro". Mahereza !
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/titixe ny 17/03/2004 21:41