ahoana raha manambady lehilahy efa zokizoky fa tsy mitovy taona @ tena,
21. kitjo
(
17/03/2004 11:47)
dein ko ty ikaretsaka
maztooo,iihihihhi,ataovy malalaka b le trano
maztooo,iihihihhi,ataovy malalaka b le trano
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 17/03/2004 23:47
22. xxx
(
17/03/2004 12:56)
efa 4ans zay no niaraka tsy nisy bleme aloha hatramin'izao e! za aloha tena tia azy e! tena hita be indray ary hoe tia azy aho t@ volana sept teo zay tsy maintsy nisaraka fa izaho anohy ny fianarana aty ampita raha vao nanao dossier aho de niteny aminy hoy izy tamiko hoe aza atao hoe za ny sakana fa ny ahy efa vita fa andriko foana ianao raha tsy ianao no miteny hoe hisaraka isika tsy misaraka izany na hoe mahita soloko any ianao mitelephone ana izy isaky ny week end hatramin'izay nahatongavako taty de mandefa zavatra ho ahy koa zany no voamaika hitiavako anazy
ary tadidiko tsara fa raha vao anao bac aho ny toerana nisy anay koa mifanalavitra ka makany aminy aho de bediny sady hoy izy hoe raha tsy afaka bac eo aloha ianao de ho hitanao tsara izany soa ihany fa afaka na izaho aty izaho ary tsy maintsy asiany resaka foana io fianarana io ny ana mantsy formation professionel no ataoko aty mba ahafahako ho apte tsara @ fianarana izy indray no matahotra ahy sao izaho no mivadika fa za tsy matahotra azy izany matoky azy tsara aho
ary tadidiko tsara fa raha vao anao bac aho ny toerana nisy anay koa mifanalavitra ka makany aminy aho de bediny sady hoy izy hoe raha tsy afaka bac eo aloha ianao de ho hitanao tsara izany soa ihany fa afaka na izaho aty izaho ary tsy maintsy asiany resaka foana io fianarana io ny ana mantsy formation professionel no ataoko aty mba ahafahako ho apte tsara @ fianarana izy indray no matahotra ahy sao izaho no mivadika fa za tsy matahotra azy izany matoky azy tsara aho
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 18/03/2004 00:56
23. hendry
(
17/03/2004 14:36)
Efa vita marina ny azy, efa nahita fiainana izy ka i xxx ndray zany zao no ampahitàny fiainana. Mifankatiava ihany, raha mbola velon´aina...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 18/03/2004 02:36
25. fijo
(
18/03/2004 20:56)
milay izany ko.sambatra izy tianao izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 08:56
26. xxx
(
18/03/2004 12:56)
tsy hoe za no tia anazy t@ voalohany fa ny fandreseny lahatra sy fanehoany anireo no nitiavako anazy .satria raha bandy mitovy @ tena tsy amelanao andeha lavitra izany tsy tia ahy ianao matoa mandeha any sy vava tsy ho voatanisa angambany sy hoe mingitria fa andao andeha hiaraka amoko sy ny sisa zay le izy ry reto an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/03/2004 00:56
27. fijo
(
19/03/2004 20:15)
raha izaho mba misy mitia toa izany faly aho.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 08:15
28. ralipo
(
19/03/2004 09:06)
Tsy misy taonanay ny fitiavana e! ary ze sahy maty mifono lamabamena
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 19/03/2004 09:06
30. fijo
(
19/03/2004 16:43)
na lamba fotsy koa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 16:43
32. ikaretsaka
(
24/03/2004 09:48)
raha tantinao di amahasoava.. io ilay hoe tsy ny vadinao ihany no vadianao fa ny fiaraha monina
33. fijo
(
24/03/2004 09:55)
raha izaho ny sipa tsy maninona fa hidirako ihany aloha raha tiako ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/03/2004 09:55
34. ralipo
(
24/03/2004 10:50)
Safidy io an fa ny zava misy de zao:
+ ny oln antitra + mikainkona ny hozatra rehetra.
- ny oln tanora - reflexe sy ny attention rehetra.
Ny oln antitra = mila tezaina 65% cellule efa maty.
tsitako intsony ze iarahana @ zany afatsy ny vola sy hareny.
+ ny oln antitra + mikainkona ny hozatra rehetra.
- ny oln tanora - reflexe sy ny attention rehetra.
Ny oln antitra = mila tezaina 65% cellule efa maty.
tsitako intsony ze iarahana @ zany afatsy ny vola sy hareny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 10:50
35. hendry
(
24/03/2004 16:25)
zany a! zay tiany ihany io koa. Jereo ary io lazain´i xxx fa fitiavana hono no niarahan-dry zareo. Ntsika aloha tsy mahita zay tena marina fa ndeha atao hoe marina ilay lazainy dia diso zany ilay fihevitry ny olona hoe: rehefa miaraka @ olona misy elanelan-taona be = vola.
Ny zany aza io matetika ny tranga misy, miandrandra vola ilay sipa kely dia roboka miaraka @ bainina.
Ny zany aza io matetika ny tranga misy, miandrandra vola ilay sipa kely dia roboka miaraka @ bainina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 04:25
37. fijo
(
25/03/2004 11:26)
izay mantsy wa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 11:26
39. xxx
(
25/03/2004 10:45)
za tsy mba mandainga izany fa marina io, za de tsy genre-na ol materialiste ary ol manakambo izy aza gaga hoe tsy mitovy ny sipa niaraka taminy aho fa tsy mba maka vola izany na midemande zavatra @ .Raha misy zavatra tiako de izaho ihany no mividy azy @ volako mazava tsara ary jamais amiko ny haka vola any aminy izany raha maka aho de mindrana ary averiko ny anazy na de tsy tiany aza izany satria tsy mi interesser ana ny volany fa ny fitiavana no micompte amiko izy anie mbola tsy Hita hoe antitra e! ny sipa aza mbola taraiky aminy fa refa avy eo no tsy haiko nefa tsy misy rarahiako izay vavany ol any fa izahay no mifankatia sady ny vavan'ny ol anie tsy ho lany na oviana2 e! tsy maintsy ahita ho tsikeraina foana of tsy rarahiako zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 25/03/2004 22:45
40. miranto
(
25/03/2004 14:35)
zao e! marina ny any x fa refa tia kambo akia de zay an sa ahoana hoy i x re