ahoana raha manambady lehilahy efa zokizoky fa tsy mitovy taona @ tena,

41. ralipo ( 25/03/2004 18:32)
xxx> Kay ve ka izaho mihevitra hoe ama-pitopolotaonany le antitra ohatra an'le any @ "hospice"reny e.
Marina aloha fa hoe tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka kanefa fitiavana io tsy azo faritana toa ny ketsa, ka anjaranao no mandresy lahatra izay rehetra mety ho hevi-diso e!
42. fijo ( 26/03/2004 10:22)
izay izany e.ze sendra eo tiavina
43. tsiky2004 ( 30/03/2004 18:36)
Misaotra betsaka anareo nanome ny hevitrareo momba iny sujet napetrako iny, dia ny tiako ho tenenina hoe izy kosa ange tsy ohatry ny any @ hospice ireny e!
44. fijo ( 31/03/2004 21:10)
tsy maninona izany e.efa tsy menatra ianao amin'ny safidinao dia izay no izy
45. ikaretsaka ( 01/04/2004 00:37)
raha mahatanty raha tratran'ilay hoe dia iny antidahy be iny akia ny vadin'i tsiky2004 , iny ve tsy malazo, ny handany ny volan'iny fotsiny sy ny handova an'iny zao no tanjon'io sns... (ary tsy maintsy hisy ireo)
dia mazotoa!
46. voninkazokely ( 01/04/2004 13:33)
Ka na iza ianao na iza , na aiza ianao na aiza , na inona na inona ataonao dia raha hiandry ny vavan'olona hikombona ianao vao hanao zavatra dia eo ianao no raisina fa taraiky eo.
47. bodallie ( 01/04/2004 20:46)
Ny fitia re tsy misy taona e! rehefa tia dia tia. Mahaiza mandray azy na zokiny izy na zandry fa rehefa tia mandeha ho azy ny rehetra. raiso araky ny toetrany izy ary na vola na endrika na bika na fanahy anadraisanao azy anao izay. Safidy ny anao koa mba matotra. Henoy ny fonao. Mahereza.
48. karinahbk ( 06/04/2004 10:43)
izao aloha mon mec il a de plus que moi fa tsy raharahiko izy ary pota kely no izao ny ahy aloha l'amour n'as pas d'âge eh!! izay ihany fa indraindray hita mihitsy hoe efa matotra be izy
49. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:44)
zany hono.. ary ny resaka ilay 1 iry?
50. fijo ( 06/04/2004 21:44)
manakatra ko
51. six ( 07/04/2004 06:45)
ze fohy manakatra sa ze lava miletaka?
52. fijo ( 07/04/2004 23:44)
ny fohy no manakatra ka
53. passion ( 03/05/2004 14:23)
Ny hevitro aloha dia tsotra ihany hoe tsy olana izany raha ao ny fitiavana!
54. fijo ( 03/05/2004 21:16)
izay mantsy.eo ampandriana mitovy foana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4406