tokony hatevenina ny fampianarana lalàna ny mponina

1. xxx ( 12/03/2004 18:44)
Tena tokony mba heverina izay ahafantaran'ny mponina ny lalàna amin'ny asa ataony na ny ara-piaraha-monina, fa manjary katahotra daholo ny fokonolona raha vao misy sahy mitonona fotsiny hoe manana toerana ambony kely fotsiny, na hoe vahiny.
Tsy tokony ny kapaoty, sy ny tontolo iainana fotsiny no atao pub isan'andro vaky fa ny lalàna ahafana miana milamina koa.
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:43
2. kally ( 12/03/2004 18:46)
Marina io ry xxx nefa raha olona noana hiditra amin'ny lohany ve izay fampianarana?
3. kitjo ( 13/03/2004 12:16)
eny e,k andrasana ho voky v nefa kosa?
mianatra manara-dalana fa anisan fampandrosoana izany,oh @ zany ny aty Singa, ny "discipline et loi" no devise-nzareo sady cle @fandrosoany hono,
mila esorina le oe 'pays des moramora " sns....

Tsika b lalana fa tsy misy fampiharana fa mila fanerena kely ihany fa tsy lazaina fa manao didy jadona refa mampihatra lalana ny olona,

Mila fitaizana zany e, sady ny zavatra iaingan'ny fampandrosoana rht ao amitsika d ny resaka toe-tsaina aloha no mila ovaina mihitsy, inddra ny napetraky ny reny malalan'ny sasany, vao mahita vazaha d matahotra na koa manambany tena fa ry zareo hono no role,ttsssss
4. kitjo ( 14/03/2004 17:03)
k zay,misy lalana mipetraka ao amitsika fa ny olona no miatdy hametraka lalana araka ny itiavany azy, fa ampiharina ny misy, ampianarina aloha, ampitandremana ary ampiharina amzay
fa misy mody fanina fts ange ao ary misy koa ny mafy loha b fts e
5. fijo ( 31/03/2004 23:43)
marina tokoa fa ny lalana no fototry ny fandrosoana.raha mahalala ny zo ananany ireo tantsaha ireo tsy ho toa izao mada.mila ezaka be io fa ny fampiarana ny efa eo aloha no tokony hatao tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2361