Eric Manana

1. neo ( 29/02/2004 17:38)
Sali daholo!
Sao dia mba misy maharaka vaovao ny akama ato @serasera?
Izao manko ny question: misy concert n' i Eric Manana @le 5 Mars ka asa na mba fantatrareo aiza no toerana hanaovany an'izany? Misaotra betsaka.
novalian'i fijo ny 03/03/2004 10:15
2. fijo ( 03/03/2004 10:15)
jereo ao amin'ny tsarabe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228