ry zalahy pelaka

1. aladin ( 02/03/2004 16:08)
mba miheritreritra aho oa de hoe ahoana mihitsy no mba toe-tsain'dry lerony ireny e! tsy haiko hoe inona no mba tsirony azony @izany sady tsy ara natiora.de na le hanalàn'ny kil hoe pelaka aza ve de tsy ahamenatra?

miala tsiny ho an'izay voakasika manokana an!
2. hery ( 02/03/2004 16:51)
Tsy voakasika manokana akory fa voakasika ihany satria olom-belona tahaka ny olom-belona rehetra ihany izy ireny. Tsy hoe zavatra nianarana na zavatra nifindra... fa zavatra voa-janahary (natiora hozy aladin teo).

Raha izaho indray alou dé aleoko izy pelaka miaraka amin'izay pelahany any toa izay pelaka kanefa forcer-na hiaraka amina sipa dé mampijaly sipa fotsiny.
3. fijo ( 03/03/2004 10:43)
manampy io voalazan'i hery io.dia izao letsy ry aladin a.
zavatra tena mafy amin'izy ireny ny fotoana ahalalany fa tsy mitovy amin'ny olona sasany izy.misy aza dia mamono tena satriatsy heken'ny sainy hoe toa izany izy.izany hoe efa misy ady saina be ao aminy.dia ialahy koa ve no mbola vao miha hanampy handetika azy?
izay no hiarovako mafy ny zon'izy ireo satria olona toa an tsika ireo,ary manana fitiavana toa antsika koa.mila fifanajana kely fotsiny dia milamina daholo isika e.
4. six ( 03/03/2004 16:34)
aleoko tsy mamaly
5. aladin ( 03/03/2004 17:55)
tsy voa-janahary izany ny mahasarimbavy e! Atra ve de adala nandringana ny sosoma sy gomory raha toa ka tena vokatry ny nohariny ny fiarahany +sy+ na -sy-?
ary 'za efa nahafantatra olona izay fa raha miezaka miova de afaka tsikeli² io.ary amiko aloha dia tsy hitako 'ze tokony hiarovakoazy ireny e! fa refa vonona hiala@ izany oa izy tsy maintsy afaka.rehefa hoe tsy mitovy @ olona sasany de miezaka hitovy e!raha izaho aza ange ohatra no hoe hiezaka hanao toetram-bavy de vitako e! de ry zareo ve de tsy ahavita hanao toetran'ny tena izy? le finiavana no tsisy!
6. mandranto ( 03/03/2004 18:31)
Raha ny hevitro manokana aloha dia aretina ilay izy amiko. Ohatran'ireny olona misy tsy mety kely ireny ny lohany. Efa mandeha ho azy anie izany hoe: io misy Kofy de io misy Joba dia misy "attirance". Fa 'le hoe: io misy Kofy de io misy Kofy de misy "attirance". Tsy Norm' izany rahalahy ah! tokony manantona Doktera spesialista amin'ny resaka fisainana mihitsy ianao raha vao tara amina Kofy izany ianao. (hafatra ho an'ny Pelaka rehetra mahay miteny Gasy)
7. hery ( 03/03/2004 19:46)
aladin>
Io indray le manafangaro zavatra. Inona no idiran'Andriamanitra amin'izany? Dia inona koa no idiran'ny resaka Sodoma sy Gomora amin'izany? Ok... tsy hiresaka aho hoe tantara marina ve Sodoma sy Gomora sns fa any @ lohahevitra Finoana no handinihana an'izany.

Na aretina io (ny habokana koa ohatra aretina) na voajanahary (misy koa ny oul efa adala hatrany ankibon-dreniny) dia tsy vitan'ny hoe miovà sy sitràna. Misy aretina tsy mety sitrana ary misy adala efa tsy mety miova intsony.

Ny nolazaiko hoe voajanahary dia satria tsy aretina azo ilay izy. Ny adala hatrany ankibondreniny (satria ohatra misy défaillance mentale hatrany ambohoka) dia hoariana satria tsy Norm?

Hafatra ho antsika tsy pelaka gasy :)
Izaho tsy mankato ny légalisation-n'ny mariazy entre homo satria tsy hoe rehefa homo ka mitady homo dia tsy maintsy hivady. Fa ilaina kosa ny manome azy ireny ny hasina (dignité) maha-olombelona azy.
Averiko ihany ho an'i Aladin. Misy efa pelaka hatrany ankibondreniny fa rehefa lehibebe vao mahatsikaritra an'izany satria eo vao mitranga ilay attirance. Ary zavatra tsy mety ovaina raha tena voajanahary (naturel = tsy noforonina) satria ny fanerena an'izany hiova dia hiteraka trouble eo amin'ilay olona... na dia hoe hahatsara ny communauté aza.

Ny teniko fotsiny dé hoe rehefa tsy mandrebireby ny tsy pelaka izy dia avelao hipetraka amin'ny maha pelaka azy. Ny hafatra ho an'ny pelaka kou dia hoe aza adalaina ny tsy pelaka dia hanaja anao amin'ny maha pelaka anao.
8. hendry ( 03/03/2004 10:55)
Manohana ny hevitr´i Hery. Raha pelaka izy ka afaka niova araky ny nolazain´i aladin dia tsy tena izy izy zany fa mety nisy antony hafa nahatonga azy ho pelaka. Fa raha pelaka natioraly dia sarotra ny hiovany @ zany na manana finiavana tahaka ny inona aza izy.
Zay fotsiny: rehefa tsy manelingelina anao izy dia avelao eny fa aza enjehina fa tsy hanampy azy hiala @ maha pelaka azy akory ny fanenjehanao sy ny fitsaranao azy.
9. aladin ( 03/03/2004 14:45)
marina izany ry mandranto a!
10. aladin ( 03/03/2004 14:56)
hery> ka raha vao miteny hoe vao-JANAHARYianao de tsy maintsy idiran'andriamanitra izay. ary ahoana kay taloha tsy mbola tonga saina t@ izany hoe hiaraka homos izany nefa tsy mba nikorontana izany ny fiarahamonina t@ ntaolo? fa raha nisy sarimbavy aza t@ izany de nihezaka ihany izy ireo nanaraka ny lalana ara-boajanahary de nanambady sy zanaka. Fa le famelana malalaka ny fiarahan'ny homos ange ka azo taratra avy t@ ireo vahiny vao taty aoriana e!

Mety koa le hafatra ho an'ny pelaka fa misaotra e! efa nisy iray 'zay mantsy nitapi² taty indray mandeha izay, ka saika nodakako nipitika tery fa nandreraka ahy na ny nijery azy aza.
11. six ( 04/03/2004 18:43)
za kou lou efa nokotin'le pelaka reny e, kou ratsy vendraana ko, ny ahy tonga d nompaiko
12. petale ( 04/03/2004 10:25)
odray ry Aladin sy Six é!
mba aza manao izany toetra mirefarefa amin'ny tany izany, fa rehefa tsy tianao de lazao azy fotsiny amin'ny fomba mihaja sy mendrika (mba hampisy haja ny tenanareo sy mampamendrika anareo) hoé "diso fiantefa ny fanirian'izy ireo" dé point C tout!
fa ny fanajanao ny hafa anie no hanajan'ny olona anao é!
moi personnellement, j'ai un ami homo, fa de tsoriko eto fa tsy mbola nahita olona mendrika atokisana ohatr'izany za , ary fatra mpanaja ny namany rehetra....je suis désolée!
raha nasaina nisafidy azany za dé satriko ohatry ny toetrany avokoa ny toetran'ireo lehilahy fantatro rehetra, indrindra fa ireo niaraka tamiko...
manjary avy de hita hoé misy "haine" bé nareo rolahy, ka tsy de tsara raha aseho eto amin'ity serasera namana ity, hony ry namako isany an!
saotra.
ps: sa koa mantsy efa saika nihoa-pefy tamin'ny fanehoan-kevitran ka hitako fa tsy mety, fa misy fona fomba hanehoana azy amin'ny fomba "maranitsaina" é!







13. rico ( 04/03/2004 10:34)
tena voajanahary ny maha pelaka ny zavamisy anefa dia manenjika azy ireny ny fiarahamonina ekeko fa misy ny tafahoatra amin'ny ataon'ny sasany nefa nefa misy koa anie ny miafina e miseho manenjika nefa mahalala ny tena marina momba azy io
14. aladin ( 04/03/2004 11:43)
milaza izany ianao ry pétale satria ny pelaka dia akaiky kokoa ny vehivavy noho ny lehilahy norm.satria izy ary te ho vavy kou.
eny azafady aloha raha hoe tafahoatra be le fankahalàko azy ireny satria mafy le fadisom-panantenana sy ny fahafaham-baraka nahazo ahy t@ izay e!
15. xxx ( 04/03/2004 16:06)
Ohatran'ny hoe diso ho'aho zanahary amin-dry zareo nanao ny tavo ho tsy mitovy
16. ikaretsaka ( 05/03/2004 10:48)
aza manody ny goavy manta e
17. pitchou ( 06/03/2004 18:28)
marina ny voalazan'i petale! ary teny tiako atsipy @ six sy aladin: hay ianareo 2lahy mahay tezitra rehefa misy olona mitory fitiavana aminareo nefa tsy tianareo? d naninona anefa izao raha novaliana am-panajana tokoa izy?
izaho manokana aloha dia mihevitra fa tokony hanana ny zny ny tsirairay, saingy fetrany apetrako a@ pelaka dia izao: tsy tokony hanana zo mihitsy izy hanangana zanaka, satria @ maha homo azy dia efa condamnés tsy hanan-janaka izy!!!! ary mahavoakasika ny olona hafa izany!
18. six ( 06/03/2004 11:41)
pétale> toetra mirefarefa amin'ny tany aôoooona ary, iza no mirefarefa le lhl misarim-bavy sa ny lhl mijoro hatrany am ma lhl azy?pitchou> fantatro fa le hoe ny vhv miavona raha haninnina no tinao ho tenenina,
hafa mihintsy anie izany hoe iny misy lhl mitory fitiavana amin'ny vhv sy ny hoe lhl andeha hitory ftvana am lhl e! kou ra tsy inona ko, d raha tsy nanaja azy tamin'ny valin-teny a v d ddisoinao, mba diniho s jereo ihany e

nga mo eo misy miteny hoe tsy manan-jo ry zareo?
manana ny zo mahalehilahy azy izy ka tokony hajainy
19. pitchou ( 06/03/2004 12:56)
ampitoviziko satria mety samy olona mahasosotra, ary ianao mandiso ny vehivavy miavona @ olona mahasahy manatsafa azy @ fomba mahasosotra nefa ianao mba tezitra rehefa misy olona mahasosotra anao manatsafa anao! fa tena mitovy @ réaction-nao izany ny réaction ny vehivavy atsafain'ny lehilahy @ fomba hafahafa!
20. aladin ( 06/03/2004 14:46)
mbôla averiko ihany fa "contre-nature e!"toy ny mampifamototra mpiavana ny mampifamototra olona mitovy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1172