ry zalahy pelaka

21. pitchou ( 08/03/2004 18:52)
mba avelao kosa izy ry aladin hi-tenter chance any aminao a! hihihihi! angaha ianao tsy nataony hoe "aladin-ko" na "malalako" ?
22. ikaretsaka ( 08/03/2004 18:58)
tsisy courant mipasse sy sy baolina ho voabontsina raha prise male sy male no atao mifanakaiky a na bolina roa no atao mifanakaiky ny fipompiana azy... maika ve fa ra olombelona?
23. fijo ( 12/03/2004 11:28)
efa izay ry zareo ka ny azo atao dia ny manaja azy.
24. petale ( 14/03/2004 15:51)
diso bé nareo fa manana namana lehilahy betsaka koa izy ( namana hoa a!) fa tena tsy misy izany hoé manakiana azy izany fa manavotra azy amin'ny situation difficile aza izahay mianakavy...sa koa angamba efa tena malalaka ny sain'ny ankizy aty par rapport ny amin'ny anareo fa tsy aiko alo é!
amiko tsy misy sens izany hoé conte nature izany fa satria ny izay natiotra izay ihany no somary nanao "caprice" ka nampisy olona tahaka ireny...tsy izaho no namorona fa ny fanarahako ny ady hevitra momba azy ity ataon'ireo dokotera sy ny psy no nahatsapako izany....
satria minoe za fa raha hoé afaka nisafidy izay ho toetrantsika isika vao tany ambohoka tany de mino à 200% za fa tsy nisafidy ny ho toa izao ireny olona ireny...alalino tsara izay fa rehefa takatrao de hitanao fa tsy misy sens le hoé conte nature....
samy nisafidy ny tsy ho hisy "defaut" na de ny pitiny kely aza isika mianakavy raha afaka nisafidy ka tsy namela ny natiora hi-jouer...
fa le fanajana anie resaka éducation fotsiny é! sy toe-tsaina é! ny fo ranomafana fa ny saina fona ezahina handeha mialoha.
afatra kely fotsiny ihany f'aza tsiny é!
..."fa olombelona izy ireny, ary mety mbola avo lenta noho ny maro aza indraindray..."

25. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:05)
olombelona hafa saina tsy misaina ohatran'ny olombelona rehetra ko
26. aladin ( 16/03/2004 13:45)
raha nataony an'izany aho ry pitchou an mety mety ho niampy totondry le ompa nomeko azy.hihihi!
izao no azoko hamintinana ny momba azy ireny e!pelaka=mifondrana;mivika;mitapy;
misy kely;mivadik'ondana;....de tsy haiko 'tsony 'ze hafa ankotran'izay.
27. petale ( 16/03/2004 09:09)
dé izay zany ny toe-tsanao ry namana, asa aloa enao raha mbola azo kilasina toy izany fa satria aza adino fa izay ny filozofian'ny eto hoé "mpinamana" fa tsy hifanopa sy hifanambany tahaka izao...
ohatry ny mampalahelo ahy ny fomba fisainanao, sady tsy hainao ny maneho hevitra amin'ny fomba intelligent sy ny tsy mba hanafintohina ny sasany... za aza tsy ohatr'ireny olona ireny nefa de tena tafitohina mamaky anao...
sy omeko tsiny aloha enao é, mety mbola anisan'ireo olona "qui a besoin de découvrir le monde"....tsy izay manodidina anao "kely dé kely" io akory ny "fiainana" fa midadasika bé tsy takatry ny sainao...
mino za fa hivelatra be ny sanao rehefa "nandende" ianao ka nahita zavatra maro mba fahitan'ny olona....sy miezaka mamatatra izay tsy mitoy aminao...fa na enao io aza anie misy zavatra na dé iray aza tsy itovizanao amin'ny olon-drehetra é.... sa moa enao de lé olona banal bé lé "bof" tsy misy ilana azy irey ??????
mazotoa!
28. petale ( 17/03/2004 09:39)
ary hono hoa é, ary enareo le anaovany vava tsy ambina io, fa maniona kay nareo no mangina é!
mba asehoy ry reto fa manana ny anjara-masoandronareo nareo an, manana ny anjara fahasambaranareo, ary indrindra asehoy fa olombelona tahaka ny olom-belona rehera enareo...aza endrasana ny sasany fona no hiaro anareo...
ahoana no mba ahazoanareo anjara toerana mendrika ho anareo raha mangina tahaka izoa enareo???? miadiva, mitraka,takio ny zonareo, asehoy fa olona manana ny maha izy azy ihany koa ianreo toy ny olona rehetra eto amin'ity tany ity...
nahoana ianareo no tsy tokony hanana anjara masoandro ????? aza manaiky hopain'ny olona tahaka izao....
nefa kosa aza manaraka azy mirefarefa fa valio amin'ny fomba mendrika sy mihaja izy...lé hoe hajao ny tenanao hanajany hafa anao, fa aza manaraka ny adalan'ny sasany...
mitoloma.....
29. aladin ( 17/03/2004 18:23)
ho an'i pétale:
miala tsiny aloha raha hoe tafitohina be enao e!
fa izao: raha te hiady hevitra @ fomba "INTELLIGENT" araka ny filazanao azy ianao de valio ireto fanontaniako ireto.

1]nahoana no mbola tsy eken'ireo lalàna lehibe indrindra ny fiarahan'ireny olona ireny?
ireto avy ireo lalàna ireo: lalàn'ny natiora,lalàn'ny fivavahana(sy ny finoana),lalàn'ny fanjakana (eto mada)

2]mitondra aiza ny fiarahan'ny lahy sy lahy na vavy sy vavy? (tsisy zaza tsisy n'inon'inona)

3]tsy mamono hasina ve ny fellation sy sodomie izay hany ataon'izireny hoe "firaisana"? raha azo lazaina ho izany

4]raha mbola tsy niditra ny côcô vazaha de tsy nisy izany hoe pelaka izany teto mada(na nisy fa nahay nanaraka ny lalana mifehy izy de nanabady sy niteraka ihany)
na teo aza izany,nilamina tsara ny fiarahamonina t@izany fotoana izany.

De miandry izay valinteny "INTELLIGENT" avy aminao ry petale.Raha voavalinao ireo fanontaniako ke tsy ahita hevitra"INTELLIGENT" hanoherana azy intsony aho de ho resy lahatra aho ka hanaraka ny hevitrao.Fa hatramin'izao aloha de mitana hatrany ny hevitro teo aloha aho.Ok?

30. jhouhlambout ( 19/03/2004 20:03)
Avelao ny helony fa tsy fantany akory izay hataony
31. kitjo ( 22/03/2004 14:51)
tsy mahalala ny ataony = ts misaina ange znay e
32. petale ( 22/03/2004 16:05)
bon hamaly ny fanontanianao za...

1-lalany natiora hoy enao: mandehana mijery ireny boky momba ny siansa sy natiora ireny...vao vetivety za zao nijery emission tao amin'ny La6. de nisy ragidro izay nodinihina fa anisan'ny akaiky ny fihetsiky ny olom-belona. dé misy importance ao amin'ilay vondrona ragifro ny resaka sexe, ary voalaza tao (ary nisy sary) fa manao homosexualité izy ireo. Inona ny natiora ambonin'izany ????? sa afaka mibaiko ny sainy koa ireny biby ireny???
Valable ho an'ny olona rehetra angaha izany fivavahana lazainao izany ???? Amin'ilay hoé "tiavo ny namanao tahaka ny tenanao" angaha misy hoe "tiavo ny vehivavy irery ihany tahaka ny tenanao" ?????
fa iza no namorona ny lalan'ny fanjaka ???? ary efa firy koa ny fanjakana mankalaza ny mariage homo??? fantatrao hoe misy maromaro , même un etat aux USA...
midika inona moa ny lalana??? firy ny mpivady tsy vita n'inon'inona, nahoana koa tsy force-nao hisoratra fa izay ny "lalàna"???

2] f'inona ny fototry ny firaisana raha tsy ny fitiavana ???? aorian'ny fitiavana vao manaraka ny zaza. tsy voatery ny olona rehetra no maniry zanaka...fa ahoana no anazavanao olona iray manambady vehivavy efa menopose ???? nefa de mahalala olona maro tahaka izany za. satria mafy lotra ny fitiavana manosika azy ireo...
Ratsy ny tsy miteraka (momba) fa tsy voatery ho izay daholo ny tanjon'ny olona amin'ny mariage. Amiko fitiavana no tokony hibahana, manaraka ny zaza, ka raha sanatria momba ny vadiko de tiko foana izy tsinona.....

3] f'angaha ny homo ihany no manao izany pratique izany???? ary nahoana moa rehefa hoé miresaka homo enao avy de tery saina hoe resaka sexe avy hatrany ????? ireo zay fatatro aloha de tena hitako aza hoé tena mbola sain kokoa ny fiarahan'izy ireo toy izay ny mody hoé lahy sy vavy kanjo interet no betsaka mazana...indrindra fa resaka sexe fotsiny. sao de mifantoka be lotra amin'ny réalité hasehon'ny resaka film sns ny sainao....tsy fianarana zavatra ireny!

4] ahoana no ahafahana sur à 100% fa tsy mbola nisy izany tany aloha tany taty Mada ?????? raha nisy aza anie izany tsy hisy hanoratra koa sady é! ohatra hoé fata-poko fata-pirenenena fa elle avait le feu au cul Ranavalona 1, fa tsy nisy historien tena nametraka izany noir sur blanc! ary raha nisy aza de sur koa ve enao fa de nanambady sy niteraka ihany izy ireo ????
na ny malagasy aza hatramin'izao tsy mbola mahalala tsara izay niandohany sy izay tena fihaviany ka enao indray no miseho ho sur eo....
na aty France aza nisy ROI izay koa tia ity fitiavana iray ity, nefa tsy ao anatin'ny boky histoire no ahitanao izany....

za koa tsoriko taminao fa tsy ni-comprendre ireny olona ireny, fa ny fanadihadina , sy ny fifaneraserana tamin'ny olona tahaka ireny no nahalalako fa ankoatra ny hoe fiarahana amin'ny mitovy amin'ny tena, de olombelona tena feno tanteraka izy ireny....
zao koa torohevitra é!
mba nanandrana nijery ireny zavatra nolazain'ny namana iray (bedard) ireny za fa tena interessant be kay le mamaky ireny zavatra ireny...mandehana koa mba manitatra enao raha mana-potoana....

33. petale ( 22/03/2004 16:16)
raha ilay hoé fomba intelligent aloa de tsy azonao akory azany....
ny tiko nambara de hoé aza avy de manompa sy manambany tahaka ireny....
tsy tsapanao angaha fa fanambaniana sy hompa tsotra izao no nataonao ????
za tsy dé mahalala lotra ny ankizy malagasy, nefa ny fahenoko ny hoe fahendren'izy ireo no tena anisan'ny nanosika ahy ianatra teny malagasy tahaka izao...
taitra anefa za raha nahita ny fomba firesakao sy ny fanehoanao hevitra fa tena ohatry ny nampisy tache mainty bé amin'ny fomba niheverako izany hoe fahendren'ny ankizy malagasy eo amin'ny fiaraha-monina izany...
raha teo amin'ny place-nao ohatra za dé izao no fomba nanehoako hevitra amin'ny fomba intelligent:
"za ry reto tena tsy mbola mankatoa ity fifandraisana hafa kely ity an! tsy afaka ny hiaraka na hifanerasera amin'ireny olona ireny za! samia zahay manana ny fiainany"Point dé vita, basta! azon'ny olona ny hevitra hoé "tsy tia azy ireo enao". mazava ny resaka...
tsapan'ny olona koa enao amin'izay hoé mahalala fomba kosa izy izany ko;
fa za zao ohatra namaky anao de nasiko "image" na mety izay ho endrikendrikao araka ity fomba fanambanianao ny namanao ity mihitsy enao! ary aleo tsy teneniko eto fa sao de vexé enao! ialako tsiny!
marina koa ny voalazan'ny namana iray izay hoé "amin'ny fomba ahoana no hanehoanao hevitra amin'ny zavatra tsy "hainao sy tsy takatrao" ?????
eritrereto hoé manao dissertation enao de tsy azonao akory lé sujet, tsy avy hatrany dé hors sujet enao ?????
enao io ihany tsinona ( sy ny sasany koa) no milaza hoe "tena tsy azonay mitsy", ka rehefa tsy azo de mangina, fa sao miteniteny fona.
PS: za koa toa mitatatata eto fa ry zareo concernés aza toa tsy taitra akory mba miharo ny momba azy ireo.....
za kosa aloa ry zareo raha mahazo ompa izany, tsy mbo vita mora.....
34. aladin ( 22/03/2004 19:37)
manao ahoana ianao!
misaotra anao aloha namaly ilay forum e!niteny moa ianao hoe sao vaxé izaho.de hoy aho hoe mety ho izany t@ voalohany nefa avy eo de ôtran'ny hitako hoe milay be le miady hevitra aminao.De raisiko koa aloha ny hadisoana t@ le hoe nanao teny manindrona aho e! kanefa mba nanindrona ahy koa ny nataon'ireny olona ireny ahy.Na eo aza anefa izany de tsy miova ny hevitro.mbola ho azavaiko ihany ny momba izany.
35. aladin ( 23/03/2004 20:11)
1]lalan\'ny natiora:marina tokoa fa misy ny biby manao izany nahita horonantsary fanadihadiana aho de efa nahita maso koa aza kanefa izy ireny de araka ny manodidina azy ihany vao manao izany izy:tsy fahampian\'ny \"sexe opposé\" na incapacité ohatra:pas de femele en chaleur dans le groupe(miala tsiny @teny vahiny)tsy hisy kosa angamba izany hoe tsy ho ampy vehivavy na lehilahy ny eto an-tany e!
lalam-pivavahana:tiava ny namanao...... fa tsy ny vehivavy ihany hoy ianao.fantaro fa misy karazany ny fitiavana.Ny AGAPE fitia mitsinjo ny soa ho an\'ny manodidina azy)izao no azo lazaina ho fifankatiavan\'ny mpinamana,mpirahalahy,.....sns.Fa kosa raha vao miresaka fifankatiavan\'olon\'droa ianao dia ny fitia EROS izany io fitia io dia tsisy hidiran\'ny hoe\"tiava ny namanao tahaka ny tenanao\" Fa fitiavana an\'ny lahy sy ny vavy.Jereo avokoa ireny karazana fitia ireny fa tsisy mihitsy fitia natokana ho an\'ny lahy sy lahy na samy vavy.
ary moa ve adalan\'andriamanitra no namoronana lahy sy vavy?
2]Ny fiainana ry petale tsy vitan\'ny fitiavana.Aminao izany tsy dia manan-danja loatra noho ny fitiavana ny fanana-janaka?De mba heritrereto anie e! ohatra hoe hanan-janaka ianao any aoriana any,lahy tokana izy,ianao koa vavy tokana(ohatra ho\'aho an!) ka raha pelaka io zanakao io ho lany taminagana ianao sy ireo izay fototrao.de mnbola manindry an\'io koa le ara natiora.
3]marina fa tsy ny homos ihany no manao izany fa mamono hasina daholo izai manao izany na homos na heteros.(sommary hors_sujet kely ianao)
4]aza adino ny lovan-tsofina e!ranavalona avait unfeu au cul hoy ianao refa tsy nisy nanoratra izany,inona no nahalalànao azy raha tsy ny lovan-tsofina?

Izay fa dia miandry valinteny avy aminao e! de mbola misaotra ihany.

36. kitjo ( 23/03/2004 14:49)
kaaaaaay
37. xxx ( 28/03/2004 18:34)
tsy mitovy zany ny emission hitantsika fa le hitako tsy misy izany tsy amy femele izany tao fa de he manao fotsiny le ragidro...raha tsy diso za toa Bobobono no anaran'lay izy.
efa milaza aminao za hoe vakio ireo boky voalazan'ilay namana iray atsy ambadika atsy, fa hay tsy mitovy tokoa ny fiandohan'ny nisian'ny olomelona voaloany araka ny sivilizasiona sasany...mandehana ianao any aman'ireo faritra mino fa avy tamin'ny lahy samy lahy na vehivavy irery ihany no niatombohan'ny olombelona fa de hiomehezany ianao....sa enao mohevitra fa manerana izao tontolo izao no manaraka io hoé avy aminn'y lahy sy ny vavy io...( zay le hoé mivelara amin'ny horizon hafa ny sainao)
amiko hoe tsy manan-danja ny zanaka, fa y tiako hambara de hoé raha tsy misy zaza aza ao amin'ny tokantrano fa rehefa matotra ny fitiavana de maharitra ny firaisana, satria aminao izany rehefa tsy hoe hiteraka ny tanjona de aleo tsy miaraka...
tsy mamono hasina izany izay manao ireo fa il y a 36.000 facons de faire l'amour, ka tsy hitako izay blem
aza adino fa ny ankamaroan'ny lovantsfina de rediredy savoan-danitra daholo...tsy hainao angaha le expresson hoe "selon la legende izany" é!
ka le resaka nolazaiko anao anie misy trace fa tsy nolazaina fotsiny é! fa tsy lovantsofina akory....
fa iza koa hoa é! mba manaova toe-tsaina mianna amin'ny toetrandro misy anao....aza de zatra lotra ny hoé " tsy nisy izany tamn'ny androny ntaolo" (saika tsy azoko aloa le hoe ntaolo fa nanontaniko olona é), fa raha mbola misaina toy izany enao de tokoy hotoraham-bato daolo zany izay tanora misotro ka mamo lava fa tsy nanao izany ny tanora ntaolo, toraka izay koa ireo izay mifampintatatatana eny anarabe fa tsy nanao izany ny ankizy ntaolo,ireo tsy ampy taona mamonjy boite de nuit, ireo zany manao firaisana aloahan'ny mariage, ireo ankizy vavy mifoka sigara, ireo mpijerijery film X, sns.
ny torhevitra azoko omena anao de izao: misy de misy ity zavatra resahina ity, ka de avelao izy hiaina amin'ny fiainany, sady raha hoe nanadala anao anie izy , tsy hoe akory tamy haratsiam-panahy fa au contraire azany hoé "fitiavany anao é...
zany ry aladin an! zao koa e: hatomboy amin'ny fitsaranao ny tenanao aloha ny zavatra, vao mitsara ny olona ianao. aza adino le hoe "aoka izay tsy mbola nanota taminareo no hitora-bato azy"...sa moa i aladin lé zaza masina bé irony ????? zany !
38. aladin ( 29/03/2004 09:27)
hihihi!eny ndray ary kou! hoezahina ny tsy hilakou sy tsy hanompa azy ireny ange raha tsy mitapitapy aty aminay izy e!
39. dossiertana ( 01/09/2011 15:21)
*** Discours devant le Conseil Municipal de Walnut Creek (Californie, USA) pour demander une journée en faveur de la liberté homosexuelle, Marie Griffith. ***

"L'homosexualité est un péché. Les homosexuels sont condamnés à passer l'éternité en enfer. Si ces gens-là voulaient changer, ils pourraient étre guéris de leur perversion s'ils se tenaient à l'écart de toute tentation, ils retrouveraient la normalité. Si seulement ils voulaient essayer et redoubler d'efforts si cela ne suffisait pas."
Voilà toutes les choses que j'ai dit à mon fils Bobby quand j'ai découvert qu'il était gay. Quand il m'a dit qu'il était homosexuel, mon monde s'est écroulé. J'ai fait tout ce que j'ai pu pour le guérir de sa maladie. Il y a 8 mois mon fils a mis fin à ses jours en se jetant du haut d'un pont. Je regrette profondément mon ignorance de ce que sont les gays et les lesbiennes, croyez-moi. Je réalise que tout ce que l'on m'a enseigné n'était que bigoterie déshumanisante et malveillance. SI j'étais allée plus loin que ce que je considérais pour acquis. Si simplement, j'avais écouté mon fils quand il me parlait et se confiait à moi, je ne serais pas devant vous aujourd'hui, remplie de regrets. Je suis persuadé que Dieu se satisferait de l'âme aimante et douce de Bobby. Aux yeux de Dieu, la gentillesse et l'amour sont tout ce qui compte. Je ne savais pas que à chaque fois que je vouais les homosexuels aux flammes de l'enfer et que je parlais de Bobby comme d'un détraqué, d'un pervers et d'un danger pour nos enfants, je détruisais petit-à-petit son amour propre et son sens de la dignité jusqu'à ce que pour finir son esprit soit broyé irrémédiablement.
Ce n'était pas la volonté de Dieu que Bobby enjambe ce jour-là la parapet d'un pont de l'autoroute et se jette sous les roues d'un poids lourd qui l'a tué sur le coup. La mort de Bobby est le résultat direct de l'ignorance de ses parents et de leur peur du mot gay.
Il voulait devenir écrivain. Ses espoirs et ses réves n'auraient pas dû lui étre confisqués, mais ils l'ont été.
Il y a d'autre enfants comme Bobby, assit dans vos congrégations. Ils écouteront vos mises à l'index auquel chacun répondra Amen. Et très vite, cela fera taire leurs prières. Leurs prières à Dieu pour la tolérance, la compréhension et pour votre amour. Mais votre haine, votre peur et l'ignorance du mot gay auront fait tairent ces prières.
Alors, par pitié, avant de dire Amen, que ce soit chez vous ou dans votre lieu de culte, réfléchissez. Réfléchissez et souvenez-vous, il y a un enfant qui vous écoute."



"À tous les Bobby et Jane de la terre, j'adresse ces mots comme si vous étiez mes propres enfants chéris : Promettez-moi de ne jamais désespérer de la vie, ni de vous-méme. Vous m'étes très cher et je travaille très dure pour vous rendre la vie plus belle et plus sûre. Promettez-moi de ne jamais renoncer. Bobby a renoncer à l'amour. Ne faites pas comme lui. Vous étes dans toutes mes pensées."


Read more: http://andersonsmother.blogspot.com/2009/04/bobby-seul-contre-tous.html#ixzz1WiapYHoZ
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4512